Trano iray tao amin’ny fokontany Ampanataovana Antsirabe no nihotsaka, afakomaly. Nanala ireo vato sy biriky ny avy ao amin’ny 5UPC Antsirabe. Na teo aza ity fihotsahana ity, tsy nisy kosa ny aina nafoy na naratra araka ny tatitra voaray avy any an-toerana. Mitohy hatrany ny fandraisana andraikitra ataon’ny eo anivon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fivoahana any ivelany : miato ny fanamboarana pasipaoro
Niteraka resa-be teny anivon’ny tambajotra sosialy sy ny fiarahamonina ny filazana nataon’ny polisim-pirenena, avy amin’ny sampan-draharaha pasipaoro, omaly. Nambarany fa ireo olona marary mila mitsabo tena any ivelany sy ireo mpamita iraka voaporofo ara-taratasy ihany no afaka mangataka pasipaoro. Mandritra ny fotoana voafetra ihany anefa izany ary hiverina amin’ny laoniny […]
Kitra – «Chan 2022»: efa mahazo 1 840 000 000 Ar ny Barea
Navoakan’ny kaonfederasiona afrikaninan’ny baolina kitra (CAF), ny vola homena ireo ekipa miatrika ny “Chan Algerie 2022”. Mitentina 400.000 Dolara na 1.840.000.000 Ar hatreto ny vola azon’ny Barea de Madagascar, araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera, omaly. Hitombo 500.000 Dolara na 2.300.000.000 Ar indray izany raha tafakatra amin’ny dingan’ny manasa-dalana […]
Fitandroana ny fandriampahalemana: tafapetraka ny ivontoerana fandrindrana ny hetsika ataon’ny Tafika
Ho fanakaikezana hatrany ny vahoaka sy ho fitandroana ny fandriampahalemana, tafapetraka ny ivontoerana fandrindrana ny hetsika ataon’ny Tafika eny an-kianja… Notokanan’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian sy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) sady minisitry ny Raharaham- bahiny mpisolo toerana, ny Jly Rakotonirina Richard, omaly ny ivontoerana fandrindrana ny hetsik’ireo Tafika […]
Boriborintany faha-4: 240 metatra ny lalankely vita “béton”
Nisitraka tetikasa maro ny fokontany ao anatin’ny boriboritany fahaefatra nandritra ny taona lasa, hoy ny tompon’andraikitra nanaovana fanadihadiana. Anisan’izany, ny fanatsarana ny Epp, ny fanaovana lalankely, asa iatrehana ny loza ateraky ny toetr’andro fahavaratra. Nesorina ireo vatobe teny amin’ny faritra avo. Mahatratra 240 metatra ireo lalankely vita “béton” ho an’ny […]




