« Ny soa fianatsa », hoy ny fahendrena malagasy. Tena izay mihitsy ve ny iainan’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ankehitriny ? Misy ny mitaratra fa ao ihany koa ireo tarafina. Ito farany izay azo sokajiana ho manana ny tsara halain-tahaka… Tsy tonga hatramin’ny farany anefa ny « soa fianatsa » fa matetika tafajanona eo amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikambanana IFI : manohana ny filatsahan’ ny filoha Rajoelina
Nanambara ny fikambanana IFI fa manohana hatrany ny filoham-pirenena Rajoelina Andry raha naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety teny Tsiadana, omaly. Tsy miova amin’ny foto-kevitra nijoroany hatrizay izy ireo fa manohana sy manome tanana hatrany ny fitondram-panjakana, ankehitriny. «Hanome hery sy ny fahaizana rehetra ho fiaraha-miasa amin’ny fitondrana izahay”, hoy […]
Rakotovao Vy Vato : “Tsy ilaina ny fampihavanam-pirenena”
“Tsy misy ady na fifamonoana eto. Inona ny fampihavanam-pirenena tadiavina? Any amin’ny tany misahotaka sy mifamono ary miady an-trano no ilàna izany”, hoy ny governoran’ny faritra Vakinankaratra, Rakotovao Vy Vato. Ny hevitra no tsy mitovy. Izany no demokrasia. Malalaka ny fitenenana sy ny fitsikerana. Tany tsy miady ary miezaka milamina. […]
Namearison Robert : “Andao haka hevitra hanatsarana ny lalàm-pifidianana”
“Andao haka hevitra amin’ ny faritra 25 no hevitry ny KMF/Cnoe. Ny anaovanay azy hoe faritra 25: zaraina telo ny faritra Analamanga”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe, i Namearison Robert. Ny 20 isaky ny faritra ahitana efatra avy amin’ny fanoherana, efatra mpanohana ny fitondrana, efatra avy amin’ny firaisamonina sivily ao […]
Antenimierandoholona: hampitombo ny zanakazo hovoleny
Hamboly hazo indray ny eo anivon’ny fianakaviamben’ ny Antenimierandoholona ho tohin’ny efa natao tany Tsaramasoandro, Ankazobe ny taona 2022. Hotanterahina ny zoma 3 sy ny asabotsy 4 febroary izao izany. “Hampitomboina ho 64 000 ireo zanakazo hovolena amin’ity taona ity raha 40 000 izany teo aloha. Hitombo tahaka izany koa […]




