Auteur/autrice : Adnews

Kabary Malagasy : Dimy taona ny Takalo dinika amorom-patana

Taona 2026, feno dimy taona katroka ny «Takalo dinika amorom-patana», na ilay fizarana fahalalana momba ny tontolon’ny kabary, amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera « Zoom, fb). Ny foiben’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany) no tompon’andraikitra sy mpanatontosa ity hetsika iray ho fampivelarana ny kabary malagasy ity. Fantatra, omaly, araka ny fampitam-baovaon’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mahatratra 98,44 dolara ny vidin’ny iray barila (1b= 159 l) eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, omaly alatsinainy 9 marsa. Tsiahivina fa mbola 68 dolara/b ny vidiny tamin’ny volana feboary 2026 teo. Nidangana tampoka izany raha vao nanomboka ny ady eo amin’i Iran sy Israelianina ampian’ny amerikanina, ny faran’ny volana febroary teo. […]

Toamasina: Nojerena ireo fotodrafitrasan’ny MEF mila fanarenana

Nijery ifotony ireo fotodrafitrasan’ny minisitera, rava vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani, ny minisitry ny Toeka­rena sy ny fitantanambola, ny Dr. Ramiarison Herinjatovo Aimé, ny faran’ny herinandro teo. Potika tanteraka ireo fitaovana iasan’ny mpiasa, izay iankinan’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena. Mano­loana ireo, nanolotra fitaovana maro ny minisitera foibe, toy ny solosaina miisa […]

Toekarena manga : Vonona hanolo-tanana antsika ny Japoney

Hizara traikefa mahakasika ny jono maharitra ho an’ireo Malagasy teknisianina indray ny japoney, entina hanampiana amin’ny fitantanana ny harena an-dranomasina aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Nivoitra izany nandritra ny fihaonan’ny masoivohon’ny firenena japoney miasa eto Madagasikara, i Hitoshi Tojima, sy ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, i Chan Kit […]