Auteur/autrice : Adnews

Ima Faneva : «Nasaiko nifona i Tsilavina Drogba»

Mbola ambetin-dresaky ny rehetra foana hatreto ny fialan’i Tsilavina (Drogba), tao amin’ ny Barea de Madagascar. Manoloana izany, nandroso vahaolana i Ima Faneva ka niangavy ity mpilalao ity hifona amin’ny mpanazatra. Tsy nitazam-potsiny na­no­loana ny olana mampifanolana an’i Tsila­vina (Drogba) sy ny mpanazatra ny Barea Chan, An­dri­an­tsima Faneva Ima, kapitenin’ […]

Mpianatra any ivelany : mitaky ny tohana avy amin’ ny fanjakana

Manao antso avo amin’ ireo tompon’andraiki-panjakana ao amin’ny minisite­ran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika sy amin’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry ny vondron’ny mpianatra ma­ha­zo vatsim-pianarana any ivelany . Mikasika ny tsy m­bo­­la nandraisan’izy ireo izany ho an’ny taona 2020-2021. Mampiara-peo anaty fa­nam­barana miaraka ny mpi­a­natra any Tunisie, Algérie, Indonésie, Russie, Chine, […]

“Raharaha CrouA”: Helohin’ny Mafami ny fibodoana tanin’ny oniversite

Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Mpianatra ambaratonga ambony, mpiasa, mpandraharaha, maintimolaly avy amin’ny faritanin’An­tana­na­rivo miray, omaly. “Ma­na­me­loka ny fibodoana ny tanin’ny oniversite izahay na inona antony na inona endrik’izany”, hoy izy ireo, tetsy Ambanidia. Niantso sy nanentana ny rehetra koa anefa izy ireo mba hanaja ny lalàna velona, indrindra fa […]

Saina mena: tsy sahy miala ny tranony ny olona

Tsy mbola niala tamin’ny trano fonenany ireo mponina eny Andohalo, ambanin’Am­pa­hamarinana, raha ny zava-misy teny an-toerana, omaly. Herinandro mahery taorian’ny nametrahan’ny BNGRC sy ny Kaominina ny saina mena teny amin’ireo faritra atahorana hihotsahan’ny tany eto An­tananarivo. Ho an’ireo mponina, tsy mahafoy ny hiala ao amin’ny trano fonenany izy ireo amin’ny […]

Malagasy ho any Chine: niova ny fepetra ara-pahasalamana arahina

Nanazava ny amin’ ny fitsipika ara-pahasalamana tsy maintsy arahina ho an’ny mpandeha avy eto Madagasikara ka hihazo an’i Chine, ny masoivohon’i Madagasikara any an-toerana. Manomboka ny 8 janoary 2023 izao, ireo mpandeha fiaramanidina hihazo an’i Chine dia tsy maintsy manao fitiliana test PCR, 48 ora mialo­han’ny handraisany ny sidina mivantana […]