Ambony ny moralin’ny mpilalaon’ny Barea de Madagascar na nisy fisavoritahana kely aza. Vonona ny ekipa. Hiatrika lalao tsapa atsy Tonizia mialoha ny Chan 2023 ry zalahy . Ho fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”, tanterahina any Alzeria, ny 13 janoary ka hatramin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Kenpo/MMA : nahafa-po ny taom-pikatrohana 2022
Fahombiazana tanteraka no azon’ny federasiona malagasy ny Kenpo/MMA, nandritra ny taom-pikatrohana 2022. «Saika vita avokoa ireo fampiofanana, ary vao tamin’ny faran’ny herinandro teo ihany koa ny fifaninanam-pirenena, izay nahitana fiakarana lentan’ny teknika», hoy Rakotonindriana Parfait, filohan’ity federasiona ity, izay nanamafy fa isan’ny tena nahitana fivoarana be ny avy any amin’ireo […]
Judo-Mada 2022 : 37 mianadahy nahazo grady
Nikatona tanteraka omaly, nandritra ny fiadiana ny tompondaka an’i Madagasikara, ny taom-pikatrohana 2022, ho an’ny taranja Judo. Ho fanamarihana izany fiafaranan’ny taona izany, 37 mianadahy nampiakarina grady (13: 1er Dan, 7: 2e Dan, 14: 3 e Dan, 1: 4e Dan, 2: 5 e Dan) . “Niavaka ity fampiakarana grady ity […]
Ihosy : hanamboarana tsena ireo mpivarotra trondro
Nanomboka avy hatrany ny fametrahana vato fototra, ny fanombohan’ny fotodrafitrasa ahitana tsena ho an’ireo mpivarotra trondro, tao amin’ ny kaominina Ihosy. Hetsika fanehoana, izay notanterahin’i Mahatante Paubert, Minisitrin’ny Jono sy ny toekarena manga, ny asabotsy 24 desambra lasa teo. Araka izany, hahazo toeram-pivarotana trondro manara-penitra ny mpivarotra sy ny mpanjifa. […]
Dabolava, distrikan’i Miandrivazo : tsy fantatra ny volamena nivoaka nanomboka ny 2019
Tsy mitondra vola miditra ao anatin’ny kaominina Dabolava, faritra Menabe, ny volamena trandrahina ao an-toerana, hoy ny ben’ny tanàna Rakotonandrasana Jeanson. Tsy misy tamberim-bidy ho an’ny kaominina izany, noho izay tsy misy fanarahina izay, ka tsy ahafahana manao tamberin’andraikitra isan-karazany. Ratsy dia ratsy ny lalana ifandraisan’ny kaominina, sekoly tsizarizary … […]




