Auteur/autrice : Adnews

CCI-Atsimo Atsinanana : nahazo filoha vaovao

Hitantana ny Antenimie­ran’ny varotra sy Indostria (CCI) ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, i Raza­fitianamalala Murielle, taorian’ny fifidianana ny alarobia teo. Nandritra ny fametrahana ireo mpikambana ao amin’ny birao hitantana ny CCI ao an-toerana, nametraka ny fitokisany tamin’ity mpandraharaha anisan’ny manana ny maha izy azy ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana ity. […]

Manambolo: miha ripaka ny honko hatramin’ny taona 1980

Atahorana ny fitrandrahana ala honko tafahoatra sy ny fiovan’ny toetr’andro any Manambolo, morontsiraka Andrefan’ny Nosy. Anisan’ny miantoka ny fiainan’ny mponina anefa ny honko. Anisan’ny miantoka ny fiveloman’ny mponina, sy ny fitaovana ilaina ho an’ny fanamboaran-trano ny fisian’io ala honko io. Ilaina koa izy ho an’ny fi­tsaboana. Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, […]

Campus- Barikadimy : hoesorina ny mpianatra mandritra ny fanamboarana

Efa hatramin’ny 22 de­sambra lasa teo no nisian’ny fanambarana avy tamin’ny “service des oeuvres” eo anivon’ny oniversiten’i Bari­kadimy, Toamasina fa tokony hiala ny trano misy azy ny mpianatra rehetra. Hisy ny fanamboarana sy fanarenana ireo fotodrafitrasa, toy ny trano fonenana, izay misy fahasimbana nohon’ny fahanterana. Eo koa ny simba vokatry […]

ONG Merci : asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana

Nikarakara hetsika lao-bary an-dasy ho an’ny olona manana fahasembanana ny ONG Merci, omaly, tetsy Faravohitra. Nampitondraina ny lohahevitra hoe : “asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana, ma­nome lanja ny zony hiasa mitovy amin’ny olon-drehetra”. Misedra olana maro eo amin’ny sehatry ny asa ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara. Anisan’ […]