Auteur/autrice : Adnews

Hainahandro : hifaninana amin’ny «ICC» ny ekipa malagasy

Telo ny fifaninanana iraisam-pirenena goavana mo­mba ny hainahandro, ka iray amin’ireny ny «International Catering Cup» na ny ICC. Hanana ekipa hifaninanana amin’ny andiany faha-8 i Madagasikara. Rahajamalala Fenosoa no hitarika, Rako­to­vao Bodo no miray lisitra aminy. “Coach” i Chef Lala­i­na Ravelomanana. “Mpiara-miasa efa ela amiko ato amin’ ny Marais Restaurant […]