Ho ambohipihaonan’ny mpitia baolina kitra ny etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, anio asabotsy. Hotanterahina eo ny lalao fihantsiana eo amn’ny Barea «Chan» sy ny ekipa voafantin’i La Réunion, hatevenin’ireo mpilalao malagasy mila ravinahitra any amin’io Nosy rahavavy io, toa an’i Dina, i Ando Pro, i Boura sy i Baggio ary i […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampisehoana ho an’ny ankizy: hiavaka ny «Cirque Momota»
Hisy ny “Cirque Momota”, hetsika ho an’ny ankizy, iarahana amin’i Momota sy ny tariny sy ny «Aléa des possibles». Ny alahady 18 desambra 2022, amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Lapan’ ny kolotsaina sy fanatanjahantena Mahamasina. “Tanjona ny hanomezana fahafaham-po ny ankizy malagasy . Eo koa ny fanaovana seho […]
Unesco – Lakozia mitety sekoly : nomen-danja ny sakafo malagasy sy ny ankizy
Notanterahina, omaly, teny amin’ny zaridainan’Andohalo ny «Lakozia mitety sekoly». Hetsika niarahan’ny vaomieram-pirenena malagasy momba ny Unesco (Com.Nat. Unesco) sy ny Haka Fy Authentic Restaurant, hanomezan-danja ny sakafo malagasy sy ny ankizy. Notsiahivin’i Manda Ravelojaona, S.G. Com.Nat. fa : «mivoy kolontsaina ny sakafo. Misy fotony avokoa ny zavatra ao anatin’ireny taharo ireny. […]
Afa-po ny CIJ : raikitra ny Lalaon’ny Nosy 2023 eto Madagasikara
Tsy miova fa horaisin’i Madagasikara, ny lalaon’ny Nosy 2023. Io no fantatra taorian’ny fitsidihana nataon’ireo mpikambana eo anivon’ny vaomiera iraisam-pirenen’ny lalao (CIJ), teto amin-tsika. Nifarana, omaly, ny fivoriana nataon’ny CIJ (Conseil International des Jeux), teto Madagasikara. Afa-po ny filohan’ny CIJ, i Anthony Gopal ary nahita ny fahavononan’i Madagasikara, amin’ny fotodrafitrasa […]
Tetikasa MCGL : hanampy ny tolotra ara-pahasalamana
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny, 13 desambra teo ny tetikasa Momentum Country and Global Leadership (MCGL), niarahana tamin’ny USAID. Tetikasa hampitombo ny vokatra ara-pahasalamana any amin’ny faritra 15 eto amin’ny firenena izy io. “Hanampy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hamolavola politika hanatsarana ny fandaharanasan’ny fanjakana momba ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara ny MCGL”, hoy […]




