Anisan’ny nanamarika ity taona 2022 ity ny ady any Ukraine. Miantraika mivantana amin’ny sehatry ny solika sy ny famatsiana ara-tsakafo, indrindra ny voamaina, toy ny varimbazaha sy ny vary izany. Ho an’ny taona 2023, vinavinaina hitombo ny famokarana anatiny, amin’ny fambolena sy ny indostria. Araka ny tatitry ny Tetibola LFI […]
Auteur/autrice : Adnews
Tantara fihaino …: hanatanteraka « Pao-tsatroka » ny VMT
Mitohy hatrany ny fanandratana ny literatiora malagasy, Hanatanteraka hetsika «Pao-tsatroka» ny V.M.T Vondrona mpiangaly ny tantra, ny 09 desambra 2022 ho avy izao, manomboka amin’ny 02 ora ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hetsika natokana hanandratana ireo olobe mpilalao, na mpanoratra na mpanatontosa tantara izany. Amin’ity indray mitoraka ity dia Raminosoa Jacques […]
Kolontsaina malagasy: maro ny miezaka mamelona ny fifampitsimbinana
Maro ny kolontsaina malagasy efa very nanoloana ny firoboroboan’ny teknolojia sy ny fanatontoloana. Isan’izany ny fifampitsimbinana. Lasa samy maka ny azy sy manao izay hivelomany ny tsirairay. Izany rehetra izany no nanosika ny fikambanana Soroptimist International Club Antananarivo Mandrosoa, mitsinjo sy manampy ny olona sahirana. Tanjon’ny fikambanana ny hitsimbina sy […]
Namorona ilay fandihy miavaka… : nankasitrahana, nomena trano i Bahoejy
“Bahoejy, adiresy tsy miova”, hoy ny tononkiran’i Tianjama izay. Tsy hadinon’ny rehetra ka nomena trano fonenana, ho fankasitrahana ny zava-bitany ho an’ny zavakanto i Bahoejy. Eny, olombelona tokoa ilay hoe Bahoejy! Maro ireo tsy nahalala izany, kanefa mahafantatra tsara kosa ny dihy sy ny gadona bahoejy. I Bahoejy no namorona […]
Fakafaka: Harena ny fahasamihafana !
Raha hain’ny Malagasy ny milomano ao anatin’ny harena ny fahasamihafana, hisongadina tsy ho ela i Madagasikara. Sanatria hifamadika amin’izay ihany koa anefa raha mitavozavoza ny Malagasy. Saika tafiditra ao anatin’io avokoa ny lafim-piainana rehetra, toy ny toekarena, fiarahamonina, kolontsaina, politika, fanatanjahantena… I Madagasikara rahateo midadasika be ! Ho an’ny kolontsaina, […]




