Mitohy hatrany ny fitsidihana ny toerana manan-tantara sy ny mpampiavaka azy eto Antananarivo sy ny manodidina, karakarain’ny ofisim- paritry ny fizahantany Analamanga (Ortana). Tanjona ny hampiroboroboana ny fizahantany eto an-toerana, ho an’ny malagasy, sady hanomezana lanja ny isan-toerana ihany koa. Eny Miadanimerina, maherin’ny 20 km, atsinanan’ Antananarivo ny toerana hotsidihana […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitry ny Toekarena sy ny vola : « Mpitantam-bola no miantoka ny fampandehanan-draharaha … »
Manoloana ny mpiasan’ny Antenimierandoholona mbola tsy nandray karama volana novambra 2022, nitondra fanazavana, ny faran’ny herinandro teo ny minisitry ny Toekarena sy ny vola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo, naharay ny fangatahan’izy ireo. Tamin’izany ny nilazan-dRtoa minisitra fa samy manana ny mpitantam-bolany ny Andrimpanjakana tsirairay, HCC, Antenimierandoholoana, Antenimierampirenena, minisitera, sns fa ny […]
Minisitera roa : miara-misalahy hanatsarana ny varotra
Ny 1 desambra 2022, nandray ny fiarakodia 4×4 enina (06) avy amin’ny tetikasa fampandrosoana sy fanamorana ny varotra – PACFC (1) ny minisiteran’ny Indostria, varotra sy fanjifana (Micc). « Afaka ny sakana ara-materialy. Hanafaingana ny fanatanterahana ny asa ny fahazoana ireo fitaovaona ireo”, hoy ny Sekretera jeneralin’ny Micc, Rakotondramanana Onja Miandry. […]
Fotodrafitrasa: mikatso ny ankamaroan’ny eto Toamasina
Lasa misy mpiasa miasa amin’ny alina ny fananganana ny fotodrafitrasa sasany, izay efa niato nandritra ny fotoana maro eto Toamasina, ankehitriny. Tsy fantatra ny antony, na hisy olom-panjakana na mety ho ny filoham-pirenena mihitsy ve no ho avy aty an-toerana ato ho ato? Mikatso ny ankamaroan’ny asa fanamboarana fotodrafitrasa eto […]
Antonony ny kalitaon’ny rivotra : ho maina eto afovoan-tany
Nisy fivoarana tsara ny kalitaon’ny rivotra eto Antananarivo vokatry ny rotsak’ orana tao anatin’ny andro maromaro nifanesy. Mbola avo roa na telo heny amin’ny fenitra farany ambony voalazan’ ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) ihany ny fivangongoan’ny akora madinika mandoto ny rivotra iainana. “Antonony ny kalitaon’ny rivotra ho […]




