Auteur/autrice : Adnews

Seho sy boky: nahasarika olona ny “Vahindanitra”

Araka ny efa nampoizina, nahaliana olona maro, mpianatra, mpampianatra, mpankafy literatiora sy mpikaroka isan-karazany ny hetsika “Vahindanitra” notantera­hin’i Riva, ny zoma 2 desambra teo tetsy amin’ny Trano­m­bokim-pirenena Anosy. An­ko­atra ny seho an-tsehatra, nomarihina tamin’ny tsangambato famoaham-boky “Vahindanitra” izany. I Ma­m­pandriniaina Manitra teo amin’ny fanentanana. Name­lona ny seho tamin’ny fiantsana ry […]

Inalco – Havàtsa-Upem: nomarihina ny «Andron’ ny haisoratra malagasy»

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-70 taonan’ ny Havàtsa-Upem. Nomari­hi­na, ny 3 desambra teo, tao amin’ny Inalco Frantsa (Ins­ti­tut national des langues et civilisations orientales) ny «Andron’ny haisoratra mala­gasy». Anisan’ny nomena lanja lehibe ny maraina ny tantaran’ny haaisoratra mifandraika amin’ny tantaram-pirenena, notanterahin’i Hajaina Andrianasolo, filohan’ny Ha­và­tsa-Upem manontolo. Tafi­di­tra tao anatin’izany […]

Fampisehoana « Misy antony »: Babon’i Rija Ramanantoanina sy Lalatiana ny mpijery marobe

Na dia efa ela nisiana aza, mbola tsy lefy laza eo amin’ny kanto malagasy i Rija Ramanantoanina sy Lalatiana sy ny kanto ataony. Mbola maro mpankafy ary ao am-bavan’ny maro ny hiran’izy ireo. Tontosa, omaly, teny amin’ny lapan’ny ko­lon­tsaina sy fanatanjahantena Imahamasina, ny «Misy antony», fampisehoana niarahan’i Rija Ramananto­a­nina sy […]

Rafitoson Ketakandriana : “Tsy atahorana ny fitorian’ny Gel”

“Inona moa no tokony hampatahotra anay? Tsy nametraka fitoriana izahay. Tsy nitory na iza na iza teny amin’ny Pac izahay, fa nampiditra fanairana hoe manokafa ianareo fanadihadiana fa misy ahiahina kolikoly momba ny sehatra letisia.” Io ny fanehoan-kevitry ny tale mpanatanteraka eo anivon’ny Transparency International – Iniative Madagascar (TI-IM), Rafitoson […]