Auteur/autrice : Adnews

Production d’électricité: la centrale hydroélectrique de Farahantsana en renfort du RIA

La construction de la centrale de Farahantsana est achevée. Plus précisément, celle-ci est située sur la rivière Ikopa, à l’ouest de Mahitsy, au niveau de la commune rurale d’Ambohimasina (Itasy). Cette unité de production fournit 28 MW au Réseau interconnecté d’Antananarivo (RIA). Le président Andry Rajoelina a inauguré officiellement cette […]

Hiatrehana ny ririnina: hanampy an’i Okraina ny « Otan »

Vonona hampitombo ny fanampiany an’i Okraina ny fikambanana lafiny fandriampahalemana ara-tafika, vondron’ny fifanarahana tany avaratry ny Atlantika (Otan). Hanangana indray ny fotodrafitrasa momba ny angovo, izay ravan’ny fanafihana ro­siana. Io no tapaka nandritra ny fivoriana nataon’izy ireo tany Bucarest, ny talata teo. Hiatrehana ny ririnina no nanaovana io tetikasa io. […]

Fofifa-Cirad-Oniversite Antananarivo: nanao fikarohana amin’ny hazo hanaovana arina (saribao)

Manao atrikasa eto Anta­nanarivo, omaly sy anio, ireo telo mpiara-miombo’antoka : Fofifa-Cirad-Oniversite An­tananarivo, manao tomban’ezaka amin’izay vita sy valim-pikarohana vaovao haroso ato anatin’ny dimy taona manaraka (2023-2027). Efa 20 taona mahery no miara-miasa ny telo tonta (DPFB)*, ka tonga eo amin’ny dingana famaranana izao, hanaovana tomban’ezaka isaky dimy taona sy […]

Lalana RN 1Bis : amboarin’ ny Madagascar Oil ny tena ratsy

Nanomboka nivarotra solika menaka mavesatra any amin’ireo orinasa vaventy ny Va­kinankaratra ny Madagascar Oil S.A (Mosa), nanomboka ny volana aogositra 2022 teo. Mba tsy hampiato ny famatsiana ataony, miroso amin’ny fanarenana ny tena ratsy amin’ny lalam-pirenena RN 1Bis ity orinasa ity, mampitohy an’i Tsimororo sy Tsiroanoman­didy amin’izao fotoana firotsahan’ny orana […]

Tetikasa Ambatovy: nahazo ny « Label malagasy ny antsika »

Folo taona izao no namokatra nikela sy kobalta ny tetikasa Ambatovy. Namorona asa hatrany amin’ny 12 000 sy tombontsoa maro teto Madagasikara. Vokany, Sendikan’ny indostria eto Madagasikara, Sim, ny mari-pamantarana, “Label malagasy ny antsika” izy. Feno 10 taona amin’ity taona 2022 ity ny namokaran’ny orinasa tetikasa Ambatovy nikela sy kobalta […]