Miara-miasa ny FMFP* sy ny Rio Tinto QMM any Taolagnaro manofana tanora any amin’ny faritra Anosy hanana fahaiza-manao sy ho matihanina hisian’ny fampandrosoana ara-toekarena any amin’ny faritra. Kaominina sivy (09) no hiasana miaraka, nampahafantarana ny tetikasa azon’ny tanora 300 trandrahina. Nidina tany an-toerana ny tale jeneralin’ny FMFP, Raoelina Andriambololona Pierre […]
Auteur/autrice : Adnews
Andrefan’Antananarivo: niresaka ny jiro tapaka ny Jirama
Tapaka efa ho herinandro mahery ny tambajotra, miainga eo Anosizato hatrany Sovinandriana. Nidina nitety ireo toerana tsy mbola mahazo herinaratra ny ekipan’ny Jirama, notarihin’ny tale jeneraly lefitra misahana ny herinaratra, Randrianarisoa Désiré Marcel, omaly, alahady 27 novambra. Nohazavaina tamin’ny mponina ny antony teknika nahatonga ny voina, ny fizotry ny fanarenana […]
Cites: hampiasaina ireo hazo voamboana giazan’ny fanjakana
Nankatoavin’ny Cites ny hampiasan’ny fanjakana ny hazo voamboana tsy ara-dalàna giazany. Tsy nasian-teny kosa ny hazo andramena, na isan’ny efa takin’ny mpanao asa tanana hatry ny ela aza izany, satria tsy misy ny akora fototra toy ny fanaovana asa sokitra. Maro ny tahirin-kazo voamboana giazan’ ny fanjakana, hita eny amin’ny […]
Indray mijery
Nivondrona ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny misehatra amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ao amin’ny faritra Diana. Tanjona ny hanavaozana indray ny drafitra fiatrehana ny hamehana ho an’ny taom-pahavaratra 2022 – 2023 na ny «Plan de Contingence Régional». Tafiditra tanteraka ao anatin’ny asa fiomanana hiatrika ny rivodoza sy ny ranobe, izay […]
Noely 2022 : manomboka ny fankalazana any am-piangonana
Nanakoako tany am-piangonana, nanomboka omaly, ny hira Krismasy ho fanomanana ny fo amam-panahy hiatrika ny fanamarihana ny fiavian’ilay Mpamonjy. Nanomboka omaly, araka izany, ny Advento na Fiaviana ho an’ny tetiandro litorjika. Efatra herinandro mialoha ny fetin’ny Noely ny Advento, manomboka amin’ny andro alahady. Omaly alahady 27 novambra 2022 hatramin’ ny […]




