Auteur/autrice : Adnews

CUA- First Immo- Fondation Axian: EPP dimy misitraka ny tetikasa “Zaridaina an-tsekoly”

Misy ny sehatra ampiroboroboana ny sekoly manana tokotany sy zaridaina eto an-dRenivohitra. Ampiharina amina EPP maromaro, araka izany, ny tetikasa “Voly First Immo” hahazoana izany vokatra izany. Notokanana teny amin’ ny EPP Imamba, ny zo­ma teo, ny tetikasa “Voly First Immo”, izay iarahana amin’ny Fondation Axi­an sy ny orinasa First […]

Filoha Rajoelina Andry Nirina: « Tsy avelantsika ho tapaka sy hisy sakana ny asa fampandrosoana an’i Madagasikara”

Herintaona mahery mialoha ny fahataperan’ny fotoam-piasany, mitohy ny fanatanterahan’ny Filoham-pirenena sy ny fitondrana izay tarihiny ny velirano. Any amin’ny faritra Fitovinany izy nitokana fotodrafitrasa sy vatofototra maromaro, nanomboka omaly. Nanomboka omaly, hi­tohy anio ny fitsidihana ataon’ny Filoham-pirenena Rajoelina Andry ny any amin’ny renivohitry ny faritra Fitovinany, ao Mana­kara. Anton-diany ny […]

Judo-“Tournoi International”: mangataka fanohanana i Nampoina

Sambany eo amin’ny tantaran’ny Judo malagasy ny fandraisana anjaran’ny judokas jamba, ny fifaninanana hahazoana tapakila hiatrika Lalao Olympika. Hihazo an’i Kodokan Japan, ny 6 desambra izao, hiatrika ny “Grand Tournoi International” natokana ho an’ny mpikatroka manana olana ara-pahitana na jamba, Rakotoarivelo Nampo­i­na Daniel, judokas jamba. Mbola tsy ampy anefa ny […]

Kitra – Orange Pro League: lavon’ny Uscafoot ny Tsaramandroso Formation

Tsara fanombohana ny ekipan’ny kaominina Antana­na­rivo renivohitra Uscafoot, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­ka­ra, taranja baolina kitra “Or­an­ge Pro League”. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 0 ny Tsaramandroso Formation Boeny, teo amin’ny andro faharoa, ho an’ny kaonferansy atsimo. Lalao notanterahina teny amin’ny kianja Alarobia, ny asabotsy lasa […]