Auteur/autrice : Adnews

Vindicte populaire 2.0

Les réseaux sociaux prennent de plus en plus de place dans nos quotidiens au point de devenir une sorte de référence dans la prise de certaines décisions. Des plateformes, pour ne citer que Facebook, sont devenues des moyens pour les citoyens d’interpeller les autorités sur certains dysfonctionnements au sein de […]

Mondial 2022: lalao 28 ihany no alefan’ny TVM

Noho ny tolotra omen’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny baolina kitra (FIFA), voafetra ho 28 ihany ny isan’ireo lalao azon’ny fahitalavitra alefa, izay tsy andoavam-bola, amin’ny «Mondial 2022», tanterahina any Qatar, manomboka rahampitso alahady 20 novambra. Araka izany, 28 ihany izany ny isan’ny fihaonana azon’ny TVM alefa, araka ny nambaran-dRakotondrazafy Andriatongarivo Lalatiana, minisitry […]

Basket – “Bal Elites 16”: ekipa henjana ireo miandry ny Cospn atsy Afrika Atsimo

Tokony hanainga, anio, raha tsy misy ny fiovana ka hihazo an’i Cape Town Afrika Atsimo ny ekipan’ny Cospn, hiatrika ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League) Elites 16.  Fifaninanana hatao 22 hatramin’ny 27 novambra izao izany, hiatrehana ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana ahazoana ny tapakilan’ny BAL 2022. Tsiahivina fa henjana […]