Hiditra amin’ny andiany faharoa ny “Echange Nationale”, fifaninanana baolina kitra ho an’ny sokajy zandriny, U9, U12, U14. Hotanterahina ao amin’ny kianja Stadium Barikadimy sy CRJS Toamasina izany, ny 27, 28 ary ny 29 desambra ho avy izao. Sekolin’ny baolina kitra miisa fito no hifampitana amin’ity, ka telo avy ao Toamasina […]
Auteur/autrice : Adnews
Filaharan’ny FIFA: tsy nihetsika ny Barean’i Madagasikara
Namoaka ny filaharan’ireo ekipa mivondrona ao aminy ny federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (FIFA) , omaly alakamisy. Tsy mihetsika fa mijanona eo amin’ny laharana faha-102 maneran-tany ny Barea de Madagascar. Noho ny tsy mbola fisian’ny lalao nataon’ny Malagasy ny anton’izany, araka ny voalaza. Tsy nisy fiovana toy izany koa ny voalohany […]
Kitra any ivelany: efa manao fanazaran-tena sahady i Mbappé
Taorian’ny fahavitan’ny “Mondial 2022”, tany Qatar, tsy niandry ela fa avy hatrany dia niverina nanao fanazarantena i Kylian Mbappé. Mbola izy irery no manatanteraka izany, omaly alakamisy, tany amin’ny ivontoerana “Camp des Loges”, fanaovan’ny Paris Saint- Germain, klioba ilalaovany, fanomanana. Tsiahivina fa voahosotra ho mpilalao mpamono baolina be indrindra i […]
Fiara nivadika: maty ny mpamily, olona 4 naratra
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizan’ain’olona teny amin’ny RN1 bis, 7 km tsy hidirana ao amin’ny fokontany Iorimbato, kaominina Beravina, ny alarobia tokony ho tamin’ny 11 ora alina teo. Tra-doza tamin’izany ny fiara tsy mataho-dalana avy ny Maintirano saika hihazo an’i Tsiroamandidy. Maty teo no ho eo ny mpamily ny fiara. Naratra kosa […]
Mandritra ny fety: 3000 mahery ny polisy hiasa
Hahatratra 3000 mahery ireo polisim-pirenena hisahana ny fandriampahalemana mandritra ny fetin’ny Krismasy sy taom-baovao 2023. Toy ny mahazatra, misy ny rindram-damina atao hiatrehana ny fety. Amin’ity indray mitoraka ity, nampitomboina ireo mpitandro filaminana hiasa eto an-drenivohitra. Raha tokony ho 2.600 isa izany dia lasa 3.000 mahery ampian’ireo mpiofana ao amin’ny […]





