Nentina teny anivon’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) etsy 67 Ha ny raharaha mahakasika ilay fahatrarana sokatra miisa 152 teny 67 Ha, ny 30 marsa 2026 lasa teo. Taorian’ny fihainoan’ireo mpitsara mpanao famotorana ireo voarohirohy tamin’izany, naiditra vonjimaika am-ponja, afakomaly 13 okotobra 2026, ny vehivavy iray, mpandraharahan’ny fonja, izay tompon’antoka […]
Auteur/autrice : Adnews
Mpiantsena voatafika, very 8.000.000 ar : Lehilahy voatifitra tetsy Anosibe tsena
Notafihin’ny jiolahy iray tsy nisaron-tava ny lehilahy mpividy entana tao amin’ny tsenan’Anosibe, omaly maraina. Voatifitra teo amin’ny lohany ity farany ka maty tsy tra-drano. Voaroba ny vola 8 tapitrisa Ariary sy finday iray teny aminy. Lehilahy telo hafa naratra voatifitra. Nandriaka ny ra tetsy amin’ny tsenan’ Anosibe, omaly maraina, tokony […]
GOGUETTE du 14 10 2026
Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna : Tafapetraka ny rafitra FBF ao Sofia
Tafiditra amin’ny fankalazana ny Andron’ny 14 oktobra. Tafapetraka soa aman-tsara ny Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny fanavaozana (FBF) ao amin’ny faritra Sofia. Nidina any an-toerana, nanatanteraka fitsidihana ofisialy voalohany ny avy amin’ny birao nasionaly. Nitarika izany ny filoha mpanorina, Randrianamboariny Jean Pierre, voafidy tany Ambohimarina, distrikan’i Manandriana. Mandrafitra ny delegasionina […]
INDRAY MIJERY
Noraisin’ny fitondram-panjakana an-tanàna ny fikarakarana ireo mpampivelona sy mpamily niharan’ny lozam-pifamoivoizana tany Antsohihy. Taorian’ny fandefasana azy ireo fiaramanidina avy any an-toerana, nigadona teny Ivato ireo naratra ary tsaboina ao amin’ny CHUJRA Anosy. Raisin’ny fitondram-panjakana an-tanana ny fitsaboana ny mpampivelona efatra sy ny mpamily iray izay tena mila fitsaboana manokana. Ao […]





