Olana etsy, olana eroa Toy ny tongo-bakivaky ity olan’ny baolina kitra ity ka sady maharary no mahamenatra. Toa aretina tsy mety sitrana ny zava-misy ao anatiny. Tsy miafina amin’ny rehetra intsony fa miharihary toa tafika andrefan-tanana ka sady hitan’ny maso no ren’ny sofina. Toy ny fary ny fahitana izany ka […]
Auteur/autrice : Adnews
Faran’ny herinandro : Nihanatevina ny « Fetin’ny mpifankatia »
Tsy nijanona tamina fety notanterahina tany amin’ny toeram-pialamboly na efitrano malalaka fotsiny intsony. Nanjary nahitana lanonan’ny mpifankatia ireo trano fandraisam-bahiny anisan’ny lehibe ho an’ny teto an-dRenivohitra. Ankoatra ny fitomboan’ny isan’ny toerana nikarakara lanonana. Nihanatevina ihany koa ny «Fetin’ny mpifankatia » raha jerena amin’ny endriky ny fety, ny faran’ny herinandro teo. Nanjary […]
INDRAY MIJERY
Nisy ny fandaminana noraisin’ny Holafitry ny farmasianina hanamorana ny tolotra ho an’ireo marary manjifa fanafody rehefa faran’ny herinandro. Efa misy isaky ny boriborintany enina ny farmasia mpiandry raharaha. Tsy voatery mandeha alavitra intsony, araka izany, ireo izay hividy fanafody. Misy ihany koa ireo farmasia ivelan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra misokatra 7j/7 sy […]
Valanaretina Mpox : Mbola misoko miadana ny aretina
Tsy tokony ho variana fa mbola misoko-miadana ny valanaretina Mpox. Ny zoma teo, nisy ny tranga vaovao voamarina miisa 8 ka ny 4 tany Mahajanga, ny 3 Antananarivo ary ny 1 tany Ifanadiana, raha ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Fitambaran’ny tranga voamarina rehetra hatramin’ny nitrangan’ity aretina ity dia mahatratra 312, […]
Fikambanan’ny olona varira : Aiza ny famaizana ireo mpamono olona
“Manoloana ny tranga feno habibiana famonona olona manana toetena varira tao Mampikony, mampanontany tena hoe, aiza ny minisitera tomponandraikitra sy ny fitsarana amin’izao tranga mampalahelo izao?” hoy ny filohan’ny fikambanan’ny olona manana toetena varira, Soja Fulgence. Aiza ireo milaza azy ho mpiaro ny zon’olombelona toa tsy ahenoana teny? Mitsangàna isika […]




