Nivoaka omaly ny voka-panadinana bakalorea tao Fianarantsoa. Nahatratra 51% ny taham-pahafahana. 54% ho an’ny A1. Mpianatra 1690 no nisoratra anarana ka ny 906 no afaka. 46% ho an’ny sokajy A2. Nahatratra 21315 ireo mpianatra nisoratra anarana ka ny 9885 no afa-panadinana. 75% ny sokajy C ka mpianatra 193 amin’ny 257 […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa MYSET : Tanora 120 000 isa hofanina arakasa
Maika ny asa fanavaozana ny fampianarana teknika. Omaly, nisy ny fihaonana teo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa (METFP) sy ny Fonds Malgache de Formation Professionnelle (FMFP). Nifantoka tamin’ny tetikasa Myset ny dinika. Izany dia mikendry fanofanana tanora miisa 120 000 ao anatin’ny dimy taona, amin’ny sehatrasa 50 […]
Oniversite sy fampianarana ambony: Mihatra ny sazy ho an’ireo tsy manara-dalàna
Tsy misy intsony ny fandeferana ho an’ireo tsy manara-dalàna ho an’ny fampianarana ambony. Efa ampy ny fanentanana natao. Mihatra amin’izay ny sazy. Tsy ankitsitsy fa avy hatrany dia raisina ny fepetra ho an’ireo sekoly ambony misokatra tsy ara-dalàna. Tao anatin’ny fanaraha-maso nataon’ny tomponandraikitra no nahitana fa misy toeram-pampianarana mbola tsy […]
DES IDEES EN GOGUETTE 12 08 2026
Afrobasket U18: Hidona amin’i Senegal ny Ankoay anio
Laharana fahadimy ny Ankoay Madagasikara, nandritra ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny “Afrobasket”, sokajy lehilahy U18. Fifaninanana tanterahina any Abidjan Côte d’Ivoire. Fandresena roa nanoloana an’i Gabon sy i Maroc ary faharesena tokana tamin’i Mali, ny vokatra azon’izy ireo ka mametraka azy amin’io laharana io. Na izany aza, tafita hiatrika ny […]




