Manohy ny asany ny Ceni; eny, na misy aza, ohatra, ny antoko politika na fiarahamonina sivily mitaky hatrany ny handravana azy aloha. Tsy fantatra raha ho voatana amin’ny fikaonandoham-pirenena, amin’ny fikarakarana fifidianana ihany io rafitra io, na hiverina amin’ny minisiteran’ny Atitany izany. Amin’izao, an-dalana amin’ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mivarina an-davaka !
Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny fahatanjahana ara-diplaomatika amin’izao fotoana izao. Mahita rirany tsara mihitsy ilay Nosy malalantsika amin’ny tandrefana sy ny tatsinanana, ary ireo elanelam-panahy efa mafy toto toy ny Brics. Tsy misy firenen-dehibe na iray aza, sahy manilika an’i Madagasikara intsony, amin’ny lafin’ny rehetra. Ny mifanohitra amin’izay aza […]
Fitakiana ny « Iles éparses » : Manamafy ny fanohanany an’i Madagasikara i Rosia
Nankalaza ny andron’i Rosia ny teto Madagasikara, omaly. Nisongadina tamin’ny lahateny nifandimbiasana ny fanamafisan’i Rosia ny fanohanany an’i Madagasikara amin’ny lafiny maro. Anisan’izany ny fitakiana ny « Iles éparses ». Toy ny fanao isan-taona, notanterahina teny amin’ny foiben’ny masoivohon’ny Rosia eto Madagasikara, eny Analamahitsy, ny fankalazana ny fetim-pirenen’izy ireo. Nitarika ny fotoana […]




