Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Manentana ny vahoaka malagasy rehetra ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka mba hampitombo ny fitandremana amin’ny fanomanana sy fihinanana ny sakafo mandritra ny Asaramanitra. Tena ilaina ny fanamafisana hatrany ireo fepetra ara-pahadiovana sy ara-pahasalamana. Raha misy soritraretina toy ny fivalanana, fandoavana, fahalemena, fahasarotana miaina na soritraretina tsy mahazatra aorian’ny fihinanana sakafo dia manatona […]

Boriborintany fahatelo : Tsy misy fety aman-danonana amin’ny alina

Ho fitsinjovana ireo zanaka hiatrika ny fanadinana ara-panjakana CEPE, BEPC ary bakalorea ao amin’ny boriborintany fahatelo, nandray fa­napahan-kevitra ny tomponandraikitra fa voarara ny fanaovana alim-pandihizana amin’ny alina na fety aman-danonana manakotaba ny fiarahamonina. Tsy misy fahazoan-dalana mivoaka mihitsy momba izany korana amin’ny andro alina izany ao amin’ity boriborintany ity, ato […]

FANTINA sy FINTINA

Hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandro amin’ny fikaonandoham-pirenena, raha tsy misy ny fiovana. Hitarika izany ny eo anivon’ny FFKM ary efa eo am-panomanana izany ireo tomponandraikitra rehetra, raha ny loharanom-baovao. Hanombohana izany ny fakan-kevitra momba ny fanatsarana ny fifidianana sy ny fanovana ireo rafitra tsy nahomby. Nitondra am-bavaka ireo zanany […]