Auteur/autrice : Adnews

Telo lahy nodorana velona: Nosamborin’ny zandary ilay vehivavy

Nosamborin’ny zandary omaly ilay vehivavy nandoro ireo telolahy tany Tsarahone­nana Sahivotry, kaominin’i Soanindrariny, distrikan’An­tsirabe II, ny alarobia lasa teo. Namoy ny ainy daholo izy ireo, raha ny tatitra voaray tany an-toerana. Ahina ho tompon’antoka ta­min’ny famonoana vehivavy iray bevo­hoka, hita faty tao an-tanànan’i Tsarahonenana, fokontany Sahanivotry, Soa­nin­drariny izy ireo. Nolazaina […]

Ankadilalana : Manamboninahitra iray maty voafaokan’ny fiara

Matin’ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy tetsy Ankadilalana Mahamasina, ny manamboninahitra iray eo ani­von’ny Tafika Malagasy, ny sabotsy lasa teo. Fiara, mpitatitra mpiasa, tapaka hisatra no nahatonga ny loza. Namoy ny ainy teny amin’­ ny hopitaly ny manamboninahitra iray eo anivon’ny Tafika Malagasy‚ Lietnà Tsarazarabe Anicet Crescent‚ 26 taona, afakomaly sabotsy. Izay […]

« Spass Gasy 2026 » : Fihaonamben’ny Mala­gasy any Allemagne

Raha manana ny « RNS » ny ao France, efa hiditra amin’ny andiany fahefatra ihany koa ny « Spass Gass » amin’ity. Fihaonamben’ireo Malagasy any Allemagne ity hetsika ity, izay hotontosaina ny 23 sy 24 mey izao, any Bonn. Fihaonana ara-kolontsaina sy fanantanjahantena no hatao mandritra izany, raha ny nambaran-dry zareo avy ao amin’ny […]