Tontosa ny 21 janoary teo, tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, ny famindram-pitantanana, hisahana ny orinasa misahana ny Seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Fitaterana (MTM), Raharisone Jean Crescent. Tale jeneraly vaovao hitantana ny Spat Randriambahoaka Heritiana Anicet. Notsipihiny fa « fanehoana ny fifanohizana amin’ny raharaham-panjakana ny fifandimbiasan-toerana, […]
Auteur/autrice : Adnews
Tarika Gaspira: Misokatra amin’ny tsenan’ny mozika hatrany ivelany
Miorim-paka, misy fototra fa mivelatra ihany koa. Izay no lalan-tsaina nitondran’i Solofo ny tarika Gaspira. Ho an’ireo efa nahalala ny mozikan’ny tarika sy ireo liana te hahafantatra, hisy ny seho an-tsehatra voalohany hotontosain’izy ireo ny zoma 23 janoary izao, manomboka amin’ny 8 ora alina, etsy amin’ny La Teintu-rerie Ampasanimalo. « Tsy […]
Taona 2026 : Hitohy ny « Hiragasy goavam-be »
Anisan’ny ezaka sy fanamby lehibe tanterahin’ny Federasiona mpihiragasy eto Madagasikara ny fanatanterahina adin-kiragasy isan-kerinandro. Hitohy amin’ity taona 2026 ity izany. Na mbola andro vitsy aza no nanitsahana ny taona 2026, nifanaretsaka ny fanontaniana: « hitohy ve ny Hiragasy goavam-be ?». Na-maly io hetahetan’ny olona maro mpitia hiragasy io ny Federasionina mpihiragasy eto […]
INDRAY MIJERY
Ewetse no anaran’ilay rivodoza niditra ao Itampolo, Ampanihy, omaly tolakandro. Nihena ny heriny ka vinavinaina ho levona an-tanety. Mitondra rotsakorana mitohy amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny ny rahona miaraka aminy. Iangaviana ny mponina voakasika mba ho mailo satria mety hiteraka ranotrambo sy/na fiakaran’ny renirano izany. Ho fanamafisana ny ady amin’ny […]
Voka-pikarohana: Hapetraka ny ivontoerana hamatsy vola
Notanterahina teny amin’ ny primatiora, Lapan’i Mahazoarivo, omaly, ny fanaovana sonia fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisitera dimy momba ny lohahevitra avy amin’ny fikarohana mankany amin’ny fiantraikany. Fiaraha-miasa stratejika ho an’ny fanavaozana sy fahaleovantena ara-toekarena ho an’i Madagasikara. “Tanjona ny hamadika ny voka-pikarohana ho fitaovana mivantana amin’ny famoronana asa. Haivao hitondra […]




