Auteur/autrice : Adnews

Tolo-kevitry ny minisiteran’ny Fitsarana: Havadika ho asa ho an’ny vahoaka ny sazy famonjana

Nivoitra tamin’izany ara­ka ny nanambaran’ireo iraky ny minisiteran’ny Fitsarana tany an-toerana fa havadika ho asa fanasoavam-bahoaka ny sazy famonjana, manomboka izao. « Efa vonona any ny volavolan-dalàna momba izany ary hatolotra ny fahefana mpanao lalàna, eny anivon’ny Antenimieram­pire­nena », hoy izy ireo. Ankoatra izany, nambaran’ireto delegasionina ireto fa ahazoana rosia na tapakila […]

Football – Droits TV: CANAL+ s’offre les Coupes d’Europe jusqu’en 2031

Bonne nouvelle pour les passionnés de football à Madagascar. Alors que les championnats européens reprennent progressivement leurs droits, une autre annonce devrait particulièrement intéresser les amateurs des grandes soirées de football. Canal+ vient d’acquérir l’intégralité des droits des Coupes d’Europe masculines de l’UEFA en Afrique subsaharienne pour les quatre prochaines […]