Comment poursuivre efficacement des fonds détournés à l’étranger quand les systèmes judiciaires ne parlent pas le même langage ? C’est tout l’enjeu de la formation actuellement dispensée aux magistrats malgaches. Face à des dossiers financiers de plus en plus transnationaux, le ministère de la Justice a lancé une session de […]
Auteur/autrice : Adnews
Volley-ball – Mada D1 : Nanao pao-droa ny zandary
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy D1 lahy sy vavy. Norombahin’ny zandary (GNVB) avokoa ny amboara tamin’izany. Adin’ny samy zandary ny famaranana teo amin’ny sokajy lehilahy. Voahosotra ho tompondaka ny GNVB 1 rehefa nanilika ny GNVB 2, […]
Basikety – Mada N1A : Tompondaka ny GNBC sy ny CosPN
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ ny sokajy N1A ny GNBC ho an’ny vehivavy ary ny CosPN kosa teo amin’ny lehilahy. Raha hiverenana ny vokatra, resin’ny zandary tamin’ny isa 47 no ho 42 ny JEA Vakinankaratra. Niady ny lalaon’ny roa tonta satria nifandimbiasana ny nitarika ny isa teo amin’ireo tapa-potoana […]
Rugby – Africa Sevens Men’s Series : Laharana faharoa ny Makis Madagasikara
Tompondaka lefitra aty Afrika ny Makis Madagasikara nandritra ny fiadiana ny “Africa Sevens Men’s Series”, taranja rugby lalaovina olona fito. Resin’i Kenya teo amin’ny famaranana ry zalahy. Na izany aza, nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana manaraka, dia ny fiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika (JO 2028). Fandresena efatra sy faharesena […]
INDRAY MIJERY
Nitokana ny EPP Analamboanio, Dren Atsinanana, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ireo fotodrafitrasa niharan’ny fahasimbana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani ity sekoly ity. Ny fiaraha-miasa tamin’ny Rotary Club ao Toamasina sy ny fanohanana tamin’ny alalan’ny tetikasa Talim no nahatanteraka ny asa fanarenana. Ny 7 oktobra ho avy […]





