Ho fanentanana momba ny fehezam-pitsipika mifehy ny fahadiovana eny an-tsena, nidina teny amin’ny Pavillon Analakely ny ekipan’ny CUA. Ho an’ireo mpivarotra legioma dia tokony hanana sobika sy kifafa ny mpivarotra tsirairay. Ireo nahitana loto teo amin’ny manodidina ny toeram-pivarotany dia nasaina nanadio avy hatrany. Ireo mpivarotra hani-masaka ao amin’ny zaimaika […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifaninanana hidirana ho mpitsara : Voaporofo ny nisian’ny laza adina nivoaka mialoha, averina ny fanadinana
Averina ny fifaninanana hidirana ho mpitsara amin’ny lalam-piofanana ady ifanaovan’ny isam-batan’olona. Voaporofo fa nahitana laza adina nivoaka mialoha ka tsy maintsy nandraisana ny fanapahan-kevitra. Mampahafantatra ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, fa taorian’ny fanapahan-kevitra hampiatoana ny fanadinana hidirana ho mpitsara, ny 15 marsa 2026 lasa teo, noraisina ny andraikitra ka […]
TARATRY ny KANTO
Efa tonga eto Madagasikara i Shenseea. Efa ao Nosy Be ity mpanakanto fanta-daza maneran-tany ity nanomboka omaly. Hisantatra ny «Festival Sômaroho», ka hanafana ny alim-pandihizana any Djamandzar izy anio alina. Hiaka-tsehatra ao Ambodivoanio kosa ny sabotsy izao. Manodidina ny «teza» indray ny lohahevitry ny «café histoire», hotontosaina ny sabotsy 8 […]
« Doria vita sokitra »: Hanomboka ny fampirantiana eny Isoraka
Hiverina hisokatra ny Mozean’ny zavakanto sy ny arkeolojia eny Isoraka. Vaovao lehibe ho an’ny tontolon’ny zavakanto sy ny fampianarana izany noho izy eo ambany fiahian’ny oniversiten’ Antananarivo. Ankoatra ny maha tranombakoka sy toeram-pikarohana ho an’ny mpianatra azy, handray fampirantiana mandalo koa ny eny Isoraka. Hisantatra ny fisokafana ny «Doria Vita […]
Tsy mety lany andro: Manana soatoavina maro ny Malagasy
Iray amin’ireo fototra ijoroan’ny firenena, ny soatoavina. Ho an’ny Malagasy, saika manaraka sy manaja ny lamina voajanahary izy ireny, hany ka tsy mety lany andro sy mahatety vanim-potoana ela. Ohatra, ny zokiolona sy ny masoandro amam-bolana, fanaja. Ny aina an’Ilay Nahary ka tsy manan-jo hanala izany ny olombelona. Ny razan-ko […]




