Un nouveau cas d’incendie de maison s’est produit, vendredi après-midi, sans faire de victime. Le sinistre a eu lieu à Avaratanàna dans le sixième arrondissement de la Capitale, vers 16h. Deux pièces à l’étage ont été dévorées par les flammes, avec tous les biens à l’intérieur. Un court-circuit serait à […]
Auteur/autrice : Adnews
Echauffourées à l’université d’Antsiranana: un mort, des blessés et des dortoirs calcinés
L’université d’Antsiranana en ébullition. Depuis samedi soir jusqu’à hier en début de soirée, des affrontements entre étudiants habitant à la cité universitaire et des jeunes « Foroches » ont fait un mort et des blessés. Et hier, deux bâtiments préfabriqués utilisés comme dortoirs d’étudiants et une cabane ont pris feu. Des responsables […]
TSELATRA
Kilan’ny afo tanteraka ny trano maherin’ny 40 isa tany amin’ny kaominina Ambinanisakana, distrikan’i Soanierana-Ivongo, Faritra Analanjirofo, afakomaly maraina tamin’ny 10 ora. Tsy fantatra ny antony niaingan’ny afo fa tsy nisy olona tao an-tanàna. Niitatra ny afo noho ny aherin’ny rivotra ka namely ireo trano maro ireo. Tsy nisy ny naratra […]
Nidona tamin’ny kamiao: Lehilahy iray namoy ny ainy, roa hafa naratra
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tany amin’ny lalam-pirenena fahafito iny, ny zoma tolakandro, tamin’ny 3 ora sy fahatelony lasa teo. Nitranga tany Ampangabe, Analamanga Park ny loza. Nidona mafy tamin’ny kodiaran’ny fiarabe mpitatitra entana, nifanena taminy, ny moto iray. Naratra mafy, vokatry ny dona nahazo azy ny lehilahy 25 taona, […]
Sodiat Borosy Talatamaty: Nosavain’ny mpitandro filaminana
Nosavain’ny mpitandro filaminana ny Sodiat Borosy tetsy Talatamaty, ny sabotsy lasa teo. Nanatanteraka izany, ny mpitandro filaminana izay nisaron-tava sy nirongo fitaovam-piadiana, raha ny loharanom-baovao voaray avy eny an-toerana. Nanomboka tamin’ny 4 ora tolakandro hatramin’ny 6 ora hariva tany ho any ny fisavana. Efa niantso polisy ny tomponandraikitra tao amin’io […]




