Auteur/autrice : Adnews

Ambatomaro: Jiolahy roa lavon’ny polisy

Jiolahy roa lavon’ny balan’ny polisy tetsy Ambatomaro, ny alin’ny alarobia 29 oktobra lasa teo. Nikasa hamoaka ny fitaovam-piadiana teny aminy izy ireo ary saika hamely ireo mpitandro filaminana. Nirefodrefotra ny basy teny amin’ny fokontany Ambatomaro ny alin’ny alarobia 29 oktobra lasa teo. Jiolahy roa lahy anisan’ny mpanao fanafihana mitam-piadiana eny […]

“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe

Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, eo amin’ny sokajy Cadet, Junior ary Senior, Kata sy Kumite. Mpikatroka 450, avy amin’ny ligy 20, no hifaninana mandritra ny 3 andro, ao amin’ny Kianja mitafo Vato­fotsy, Antsirabe. Nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny Karate-do malagasy, Ratefi­na­na­hary, sy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa hifanandrina amin’i Kenya, ny Barean’i Madagasikara, mandritra ny lalao ara-pirahalahiana hatao ny volana novambra ho avy izao. Tsy mbola namoaka izany fanambarana ofisialy izany ny Federasionina kenianina na ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Mangataka fanohanana avy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny […]

Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana

Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball. Fifaninanana natokana ho an’ny sokajy Senior, lahy sy vavy. Nisongadina avy hatrany ny ekipan’Atsinanana, satria nivoaka ho mpandrey avokoa ireo ekipa lahy misolo tena azy ireo. Anisan’izany ny HTHB, nanilika […]