Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Mandalo ny fahefana ary samy hotsarain’ny tantara eto amin’ny natao ho an’ny firenena, araka ny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randria­masinoro Ny Riana. Fanehoan-keviny manoloana ny sazy 3 taona an-tranomaizina, ho an’ilay teknisianin’ny Tim, Jean Luce, voampanga ho niditra antsokosoko tamin’ny Ceni sy ny fanohintohinana ny filaminana. Nakaton’ny fanjakana, afakomaly alina, […]

Fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro : Nofanina ireo mpisehatra amin’ny fanorenana

Nofanina ireo mpisehatra amin’ny fanorenana fotodrafitrasa miara-miasa amin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fi­tsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Anisan’ny misitraka ny fampiofanana ireo birao mpanadihady sy ny orinasa misahana ny fanorenana, ho an’ny eto Analamanga. Nambaran’ny mpandrindra ny tetikasa ho an’ny tanàna, Rakotomanana Gerard Olivier, fa tanjon’ny fampiofanana ny fampiharana […]

Tompondaka

  Raha ny seho sy fahaizana mivarotra dia tompondaka ny Malagasy. Mampiaiky volana ny mahita ireo olona, toa anjely raha jerena amin’ny tambajotran-tserasera. Rehefa zohina akaiky anefa ny fiainany, anisan’izay farahidiny. Ny trano itoerany, ny asa fanaony andavanandro anefa dia anisan’ny farahidiny tokoa. Tompondakan’ny “werawera”. Mifanindran-dalana amin’izay ihany koa, maro […]

Filoha Rajoelina Andry : “Mila jerena izay mahatonga ny tondradrano”

Nidina ifotony nitondra fanampiana ho an’ireo traboina ny filoha Rajoelina Andry. Teo koa ny toromarika nomeny manoloana izao fiakaran’ny rano izao. “Mila jerena tsara ny fanorenana tsy ma­nara-dalàna, indrindra ny fanotofana tany miteraka tondradrano ka mahavoa ny hafa. Tsy manara-dalàna ny fisian’ny fanotorana tata-drano, ka manimba ny fenitra ahazoan’ny rano […]

TSELATRA

Mpitondra moto iray tapaka tongotra, vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy, tetsy Fenoarivo, afakomaly. Niseho teny amin’ny RN1, PK 1, akaikin’ny CEG Ambohimasina, fokontany Ambohimasina, kaomininina Alakamisy Fenoarivo, tamin’ny 4 ora hariva, ny loza. Nisongona kamiao lehibe iray izy io, ary nifanena tamin’ny fiara Peugeot iray izy no tra- doza. Nikasoka […]