Auteur/autrice : Adnews

Fanenjehana an-dRajoelina Andry: Mbola miandry ny didin’ny HCC ny eo anivon’ny Pac

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac), omaly, manoloana ny fanenjehena ireo mpitondra ambony teo aloha. Nambaran’izy ireo fa tompon’ny teny farany momba izany ny HCC. Efa nampitain’ny fampanoavana eo anivon’ny Pac any amin’ny HCC, ny 6 oktobra teo, ny atontan-taratasin’ady momba ireo nitana andraikitra […]

« Ligue des Champions Caf » :  Hanala vela amin’ny Young Africans ny CFFA

Hiakatra an-kianja, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Azam Complex Stadium, Tanzanie, ny CFFA Andoharanofotsy. Hanao ny lalao miverina an’ny “Ligue des champions Caf”, izay hihaonana amin’ny ekipa mampiantrano, Young Afri­cans SC Tanzanianina, izy ireo. Tsiahivina fa mbola manao valin’ady ny Malagasy, izay efa resy, 4 no ho 0, tamin’ ny fihaonana […]

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ ny ekipam-pirenena malagasy, lehilahy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja ping-pong. Resin’i Algerie tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Malagasy. Niatrika ny famaranana i Algerie sy i Egypte, ity farany izay nanilika an’i Tunisie 3 no ho 0. Nanainga omaly, nihazo […]

Basikety – “ Road To Bal 2027” : Hifampitana amin’ny Urunani ny CosPN

Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 25 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana dingana voalohany, ho an’ny taranja basikety “Road To Bal”, izay karakarain’ny Fiba Afrika, ao Hoima City, Oganda. Ho an’ny CosPN, solontenan’i Mada­ga­sikara, hifanandrina amin’izy ireo ny Urunani BBC avy ao Burundi. Fihaonana tafiditra anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona “D”, ho an’ny […]