Nampahafantarina ny herinandro lasa teo, ny fanamboarana fitaovana ampiasaina amin’ny toeram-pivoahana Sato Pan vita eto Madagasikara. Iarahana amin’ny sehatra tsy miankina Sato ratsan’ny orinasa japoney LIXIL sy ny orinasa SMTP an’ny vondrona Inviso izany. Fitaovana vita amin’ny akora plastika. Azon’ny tokantrano ampiasaina ary efa amidy eto Antananarivo, Antsirabe, Ambositra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fitsaboana any ivelany: Mahasarika ny Malagasy ny fanovam-batana
Mahatratra 73 isan-taona ny olona manatona ny hopital « Royal Green » atsy amin’ny nosy Maorisy. Manana manampahaizana manokana amin’ny fandidina samihafa ity hopitaly ity. Anisan’ireo tolotra omeny sy mahasarika ny Malagasy ny fandidiana sy ny fanatsarana ny bika aman’endrika. Sokajiana ao anatin’izay ny fampitoboana ny nono, ny tsindrona « botox », fanalana tavy […]
Bakalorea eto Antananarivo – taranja lomano: Mpiadina 296 niatrika adina ara-panatanjahantena
Nosantarina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny dobo filomanosana olimpika ANS Ampefiloha, ny adina ara-panatanjahantena taranja lomano ho an’ny bakalorea 2026 eto Antananarivo. Manana mpiadina 62 005 Antananarivo amin’ny fanadinana bakalorea 2026 ary nitombo 4% ny taha raha oharina ny tamin’ny taon-dasa. Nahatratra 296 ireo mpiadina ho an’ny taranja lomano ka 163 […]
Faribolana Sandratra Tsiroanomandidy: Nampirehetin’ny « Soron’afo » ny fitiavana…
Tanora ao anatin’ny hafanam-po, iray vina, iray tanjona. Zava-nisy sy niainanana nandritra ny antsa tononkalo « Soron’afo » niarahana tamin’ny Faribolana Sandratra Tsiroanomandidy ny sabotsy teo, tao amin’ny Cercle Germano Malagasy/Goethe-Zentrum Analakely.. Narehitry ny « Soron’afo » indray ilay fitiavana ny tononkalo sy ireo soa sy kanto tovozina ao aminy. Tahaka izany ihany koa […]
Chorale Maintimolaly Ambohitantely: Nosokafana, omaly, ny faha-45 taona
Alahadin’ny Paska taona 1981. Nanomboka nihira tao amin’ny fitandremana Ambohitantely ny Chorale Maintimolaly Ambohitantely na ny « CMA ». Nanakoako tamin’izany ny hira « Tsy voavaly », sanganasan’i Bessa sy « Meloka voavonjy » nosoratan’i R. Victor Andriamialy… Omaly, alahady 17 mey 2026, notanterahina teny an-toerana (FJKM Ambohitantely) ny fanompoam-pivavahana ho fanokafana ny faha-45 taonan’ity antoko […]




