Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Fifaninanana vakiboky ho an’ny faritra Anala­manga. Notolorana mari-pankasitrahana omaly, ireo nandresy, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Fifaninanana nokarakarain’ny ONG Diary Nofy izy ity, niarahany tamin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Mpianatra avy eny amin’ny sekoly ambaratonga fototra ireo nifaninana, ka ireo telo voalohany no hisolo tena ny faritra Analamanga mandritra ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 16 hatramin’ny 24 aogositra izao, any Toliara, ny fiadiana ny tompondakan’i Mada­gasikara, taranja basikety, sokajy Vétérans. Tsiahivina fa tontosa ny herinandro teo ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy latsaky ny 16 taona, lahy sy vavy, tany Toamasina. Niditra an-tsehatra omaly alina, ny solontena malagasy, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i […]