Hatao eto amintsika, ny 28 jolay hatramin’ny 1 aogositra, ny « Herinandron’ny indostria ». Fotoana handinihina ny fampandrosoana ny indostria aty Afrika. Hojerena manokana mandritra io fotoana io ny fampitomboana ny fiaraha-miasa, ny fifampizaran-kevitra ary hanamafisana ny fiovana ara-toekarena. Tanjona ny hametrahana ny paikady “Sadc industrialization Stratégie and Roadmap 2015-2063”, hanentanana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Nosy Boraha: Miroso amin’ny fahaleovantena ara-tsakafo ny tantsaha
Mizotra mankany amin’ny hanatrarana ny fahaleovantena ara-tsakafo ny mpamokatra any amin’ny Nosy Boraha na Sainte Marie. Notohanana ara-pitaovana sy zezika ny tantsaha. Maro ny hetsika natao, ka anisan’izany ny fanoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Fahaleovantena ara-tsakafo (SE-SA), Razanamahefa Tahian’ny Avo, nanomboka ny 10 jolay teo. Miisa 200 ny tantsaha avy any […]
Fampandrosoana: Mifanindry an-dalana ny fanitarana ny seranan-tsambo sy ny Volobe II
Mazava ny paikadin’ny fitondrana foibe amin’ ireo ireo fotondrafitrasa maro atao eto amintsika. Tetikasa iarahana amin’ ny mpiara-miombon’ antoka vahiny samihafa. Anisan’ny tetikasa goavana indrindra aty Afrika na koa ato anatin’ny ranomasibe Indianina ny fanitarana ny seranantsambon’ i Toamasina, vatsian’ny firenena Japoney «Jica» (Japan International Cooperation Agency), mitentina 639 tapitrisa dolara, ka […]
TARATRY ny KANTO
Mpianatra mozika miisa 83, no nahazo ny diplaomany, ny alahady teo. Nandranto fianarana tao amin’ny Conservatoire de musique EGM izy ireo, arakaraka ny sokajim-pampianarana nofidiany avy. Fara-fahakeliny nahavita 3 taona nianatra mozika izy ireo, vao tonga amin’izao dingana izao. Naka endrika fampisehoana ny lanonana, izay nampisehoan’ireo mpianatra izay norantoviny miampy […]
Sarimihetsika Nampoina : « Ny riaka no valapariako » ; Nahazo ny valim-pitiany i Mangamila sy Anjozorobe
Notanterahina tany Mangamila sy Anjozorobe ny fandefasana ilay sarimihetsika Nampoina : «Ny riaka no valapariako» ny herinandro nivalona teo. «Tany Anjozorobe no nanatanterahina ny ankamaroan’ny fandraisana ny sary tamin’ity sarimihetsika ity. Na izany aza, nandray anjara ihany koa ny tao Mangamila sady lalana lalovana rahateo. Noho izany, nanana endrika valim-pitia […]




