Auteur/autrice : Adnews

Ahina ho nangala-bola: Ankizivavy 13 taona tadiavin’ny ray aman-dreniny

Ankizivavy 13 taona, monina ao amin’ny fokontany Andramasina, kaominina Am­batomanjaka, distrikan’i Mia­rinarivo, karohin’ny ray aman-dreniny nanomboka ny 13 jolay teo. Nametraka fitarainana teny anivon’ny zandarimaria eo anivon’ny tobim-paritra Miarinarivo ny rain’io zaza io, ny alahady 13 jolay teo. Nipetraka tamin’ny olona izay fianakavian’izy ireo ihany, tao Miarinarivo ny zanany vavy, […]

Nifanehatra tamin’ny polisy : Mpamaky trano naiditra am-ponja

Nifanena tamin’ny polisy eo anivon’ny CSP 3 nanao fisafoana, mpamaky trano iray voasambotra teny Tsara­honenana, ny zoma 11 jolay teo, tamin’ny 1 ora sy sasany tolakandro. Nampiahiahy ny fihetsik’io lehilahy io satria niditra an-keriny tao amin’ny tokantrano iray izy. Nandrasan’ny polisy kendry tohana. Nitondra vilany miisa telo niampy radio iray […]

Efa-bolana nifampitadiavana: Hita ny fatin’i Mahandry, nofongarina omaly ny razana

Izay vao hita! Razana sisa no nofongarin’ny fianakavian’i Mahandry, omaly. Tsy hita ny volana marsa izy, raha nikasa ny handeha hividy vary tany Soavinandriana. Voasambotry ny polisy ireo ahina ho nahavanon-doza. Tsy hita popoka nandritra ny efa-bolana sy tapany i Mahandry. Taolam-balo sisa no hany tafaverina tany amin’ny fianakaviany, omaly. […]

Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara

Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Mada­gasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana ahafahana mitily sy ny fandraisana an-tanana ny marary no antony. Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny tsimokaretina VIH/Sida eto Mada­gasikara, raha ny fanadihadiana nataon’ny tetikasa Sycavi, nandritra ny fanolorana ny valin’ny fanadihadiana tetsy Antanimena, ny […]