Hisantatra ny taom-pianarana 2026-2027 ny 7 septambra ho avy izao ny mpianatra amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa eto Madagasikara. Fotoana fanangonan’ny ray aman-dreny ny fitaovana izao hanamaivanana ny fandaniana mifandraika amin’izay. Manomana ny fitaovana sy ireo kojakoja ilain’ny mpianatra ny ray aman-dreny amin’izao fotoana izao. Rehefa vita ny fanamafisana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Nomarihina omaly ny faha-30 taonan’ny Aceem Radio. Onjampeo miompana amin’ny fanabeazana sy ny fampiroboroboana ny kolontsaina izy ity. Tonga nanatrika ny fankalazana, teny amin’ny foibeny eny Faravohitra, ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa. Ankoatra ireo fandaharana mahakasika ny fanabeazana, mampiavaka ny Aceem Radio ny famokarana tantara […]
Ho an’ireo tsy mahay mandaha-teny : Namoaka ny « Mikabaria » Ramarolahy Maholy Nirilala
Hoy ny Mpitandrina Ravelojaona hoe: « Ny mpanoratra boky dia mpampianatra sy mpitari-dalana ». Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 25 jolay 2026, tao amin’ny tranombokim-pirenena Anosy, ny boky voarakitra anatina takila 83 pejy mitondra ny lohateny hoe : «Mikabaria». Boky talaky mandehan’ny kabary, nosoratan-dRamarolahy Maholy Nirilala, mpampianatra, mpanoratra sady mpikabary voarabe Fimpima. […]
Fampahafantarana boky: Mpanoratra telo, hizara ny niainany
Boky telo, mirakitra tantaram-piainana telo. Ny itoviana, samy niainan’ireto andriambavilanitra ireto ny aingam-panahy anatin’ireo vokatra. Ary raha havadika ho boky ny tantara niainana? Tsy nijanona ho tetikasa fa tena notontosaina ny an’i Viviane Rahariniaina, Lova Fanambinasoa ary Marianne Razaf. Tantaram-piainana tsy misy mitovy akory, saingy samy nosoratana andriambavilanitra malagasy, mila […]
VAOVAO TAMBATRA
Tonga any Toamasina, nanomboka ny 23 jolay teo, ny iraky ny Banky iraisam-pirenena (BM). Hanadihady ny zava-misy mahakasika ny famokarana herinaratra any an-toerana ny anton-diany. Anisan’ny hotsidihiny ny tobim-pamokarana herinaratra mandeha solika an’ny Jirama, ny toby mandeha solika sy amin’ny herin’ny masoandro an’ny Enelec. Hojerena koa ny asa fanarenana ny […]




