Naratra mafy vokatry ny daroka nataon’ny fokonolona azy ny lehilahy iray, tao amin’ny fokontany Ambodivoanjo, Ampangamena, kaominina Mahambo, afakomaly. Nisehoana tsy fifankazahoana teo amin’ity lehilahy ity sy ny anabaviny, araka ny loharanom-baovao. Naka antsy anefa ilay lehilahy ary nofirany avy hatrany ilay mpiray tampo aminy. Tapaka ny tanan’ity vehivavy lasibatra ka […]
Auteur/autrice : Adnews
Kaominina Nandihizana: Mpianaka maty nilatsaham-baratra
Namoy ny ainy ireo mpianaka nilatsaham-potaka tao amin’ny tanàna an’Andrahavandra, Ambohimiarina, kaominina Anjoma Nandihizana, afakomaly. Tsy tana ny ain’ilay renim-pianakaviana 40 taona, sy ny zanany lahy, 14 taona, niaraka tra-doza tampoka tao amin’ny trano fonenany tao Ambohimiarina, kaominina Anjoma Nandihizana, ny sabotsy 26 septambra lasa teo. Nandritra ny andro ratsy, […]
FOCUS NY EJA
Teatra: 9 mianadahy hamelona ny Voamaintilany
Nanatanteraka ny famerenana farany, omaly, ireo mpilalao teatra 9 mianadahy. Hamelona ny tantara Voamaintilahy, rahampitso alahady 27 septambra, eny amin’ny Ivokolo Charles Ravaloson, Analakely, izy ireo. Samy hitondra ny anjara toerany avy izy 9 mianadahy ary ho velomina eo imason’ny mpijery ny tantara efa nomanina hatry ny ela. Tsiahivina fa […]
« Ivony », etsy amin’ny Coliseum: Miatrika fanamby goavana ry AmbondronA
Rahampitso ilay andro lehibe ho an’ny tarika AmbondronA sy ny mpankafy azy. Tsy ny famenoana ny Coliseum intsony ny fanambin’ny tarika, fa hametraka seho ho tantara. Herinandro mialoha no nanomboka ny fanomanana ny sehatra. Tsy mbola fahita hatrizay nisian’ny seho tao amin’ny Coliseum Antsonjombe no homanin’ny tarika AmbondronA. «Ivony no nataonay […]





