25 septambra 2025. Herintaona omaly ny hetsiky ny tanora Gen Z nisian’ny fiovam-pitondrana ho amin’ny fanavaozana. Ho tsiahy izany, nisy ny hetsika fitokanana tsangambato teny Ambohidahy, anisan’ny toerana mafy tamin’ny mpanao hetsika ny namaky azy, hidirana teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey, Analakely. Famerenana ao an’eritreritra sy ao am-po ny ady […]
Auteur/autrice : Adnews
Ataovy matotra raha ity !
Andro manan-tantara eto amin’ny tany sy ny fanjakana, omaly. Nitsingerina ny andro nandrombahana fahefana. Fanovana no nilokalokana! Nifanome toky fa handrava efa ny rehetra satria leo ny fitondrana teo aloha. Nanomboka nipoitra ny anaram-petaka ofisialy fa forongony izao ka hatao hazalambo. Samy nanantena zava-dehibe sy fahagagana tsotra izao. Resy […]
New York : Manohana an’i Madagasikara amin’ny lalan’ny Fanavaozana ny ONU
Taorian’ny lahatenin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, teny amin’ny polipitran’ny Firenena mikambana (ONU) tao anatin’ny fivoriambe faha-81, tany New York, Etazonia, afakomaly, nihaona tamin’ny Sekretera jeneralin’ny ONU, i Antonio Guterres, izy. Naneho ny fahavononany hanohana an’i Madagasikara amin’ny lalan’ny Fanavaozana ity farany. Nambarany tao amin’ny Radio des Nations Unies […]
Baolina kitra : Nodimandry ny Me Kira Michel
Misaona ny baolina kitra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny trano fonenany, teny Alasora, teo amin’ny faha-76 taonany, ny Me Kira Michel. Nitarika ny fahafatesany ny aretina efa nandazo azy fotoana naharitra. Mpilalao nitondra avo ny voninahitr’i Madagasikara Ratompokolahy. Irakiraka sady kapitenin’ny ekipam-pirenena Club M, tany amin’ny […]
Fifanintsanana « Can 2027 » : Sahirana ny Super Eagles vao nahalavo ny Barea
Ratsy ny vokatra azon’ny ekipam-pirenena malagasy, omaly, nandritra ny andro voalohany, fifanintsanana “Can 2027”. Lavon’i Nigéria tamin’ny isa 2 no ho 1 ry zareo, omaly, tany Nigéria. “Resy fa nanohitra!” Afa-bela ny Super Eagles Nigéria raha nihaona tamin’ny ekipa nasionaly Barean’i Madagasikara nandritra iny andro voalohan’ny fifanintsanana “Can 2027” ho […]





