65 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy. Zava-dehibe ny fahalalana ny tantara. Izay no miantoka ny fananana fitiavan-tanindrazana. “Zava-dehibe eo amin’ny fanabeazana ny ankizy sy ny tanora ny fahalalana sy fiorenana amin’ny tantaram-pirenena. Satria izay no miantoka ny ananana fitiavan-tanindrazana latsa-paka lalina ao amin’ny tsirairay”. Io ny lahatenin’ny ben’ny Tanàn’Antananarivo […]
Auteur/autrice : Adnews
Désinformation et panique: deux poisons toxiques
Depuis plusieurs jours, la population est prise de panique suite à une série d’intoxications alimentaires, voire même d’empoisonnement mortel qui ont engendré de nombreux décès dans quelques régions du pays. Le cas le plus tragique reste celui de la fête d’anniversaire organisée à Ambohimalaza, dans la capitale, où au moins […]
Ambohidratrimo: jiolahy valo tratry ny zandary
Jiolahy valo voasambotry ny zandary avy any Ambohidratrimo, afakomaly tamin’ny 9 ora alina. Nikasa hanafika toeram-panaovana filanonana iray tany Ambatobe izy ireo tamin’io fotoana io. Saingy tratran’ny zandary rehefa nanaovana paikady ahafahana misambotra azy ireo. Nifanao fotoana tamin’ny trano iray ireo tovolahy, mpanao asa ratsy sy mikambana ao anatin’ ny […]
Tranga tetsy Ambohimalaz: tafakatra 25 ny maty, 22 manaraka fitsaboana
Niampy roa indray ny olona namoy ny ainy teo anivon’ny CHU-JRA Ampefiloha, omaly. Vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo nandritra ny fety teny Ambohimalaza, ny 14 jona lasa teo. Tafakatra 25, noho izany, ny isan’ireo namoy ny ainy hatramin’ny omaly. 22 ireo mbola manaraka fitsaboana. Tsy mbola nisy marary tafavoaka ny hopitaly, […]
Remise de médailles honorifiques: Orange récompense 145 collaborateurs
Orange Madagascar a récemment honoré l’engagement et la fidélité de ses piliers, récompensant pas moins de 145 collaborateurs lors d’une cérémonie de remise de médailles honorifiques à Ivato, le 23 juin. La ministre du Développement numérique, des postes et des télécommunications, Stéphanie Delmotte a été présente à cette occasion pour […]




