Auteur/autrice : Adnews

Hanatsara ny fanofanana ara-teknika: Lycée telo nisitraka tohana 16 miliara Ar avy amin’ny Jica

Vola hatrany amin’ny 16 miliara Ar no nomen’ny fanjakana Japoney amin’ny alalan’ny Jica an’i Madagasikara hanohanana ny rafi-pampianarana teknika sy hanatsarana ny lentan’ny mpianatra ary hiomanana sahady amin’ny tontolon’ny asa. Mitetina hatrany amin’ny 16 700 000 000 Ar na 531 000 000 Yens Japoney ny tohana nomen’ny Agence japonaise de coopération international, (Jica) ny […]

« Roi du Ring » : Nanokafana ny taona ho an’Analamanga

Notontosaina tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady lasa teo, ilay katrokady « Roi du Ring », taranja Ady totohondry. Fifaninanana nokarakarain’ny ligin’Analamanga ho fanokafana ny taom-pikatrohana 2025 izy ity. Nambaran’ny filohan’ny ligy, Ranaivo Herivonjy Thierry, fa tanjona ny hamerenana indray ny lazan’ny ady totohondry eto Analamanga. Izany indrindra no […]

Norasarasainy ny vadiny : Voasambotra ilay lehilahy nahavanon-doza

Tratran’ny mpitandro filaminana ny lehilahy namono nahafaty ny vadiny tao amin’ ny kaominina Anivorano Atsi­nanana, distrikan’i Bricka­ville, afakomaly. Efa manana za­naka roa tamin’ny vadiny teo aloha io lehilahy io saingy tsy mbola nifampiteraka izy sy ilay vadiny vaovao. Nanga­taka vola tamin’ny vadiny vaovao ilay lehilahy, izay nilaza fa marary ny […]

Tetikasa Sambatra: Mpanao taozavatra miisa 67 nofanina

Nosokafana ny talata 27 mey teo, tetsy Andavamamba, ny fanofanana arakasa ho fanohanana sy fampivoarana ny tanora sy ny vehivavy tokan-tena. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA) amin’ny alalan’ny tetikasa Sambatra, sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ary ny fikambanana Action et Education, ao anatin’ny tetikasa Sandratra. Tsiahivina […]

Tournoi-FDS : Nomena fitaovana ny mpitandro filaminana

Ho mariky ny firaisankin’ny governemanta, nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny mpitandro filami­nana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Natao omaly, teny Ampahibe, izany. Nanolotra fitaovana sy kojakoja ara-panatanjahantena ho an’ny minisiteran’ny Foloalindahy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Ta­nora sy ny fanatanjahantena (MJS), izay tarihin’i Moutsa­pha Abdulah Marson, omaly. Natao ho […]