Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tseraseran’ny FederasioÂnina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, niala an-daharana tamin’ilay fifaninanana afrikaninana aty atsiÂmon’i Afrika, “Cosafa”, izay hatao any Afrika Atsimo, i Maroc. Nosoloin’i Tanzania ny toeran’izy ireo, ka ny ekipa nasionaly tanzanianina indray izany no hifandona amin’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Tsiahivina fa ao amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 883 ny tebok’afo hitan’ny zanabolana, ny 26 mey teo. Tena nahitana azy ny tapany andrefan’ny Nosy, fa misy koa ny afo any amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana, Betsiboka, Boeny, Melaky, Menabe, Sofia. Maro ny Faritra Arovana nahitana trangan’afo tamin’ireo. Havaozina ny fanomezan-dalana hanondrana lavanila mankany ivelany. Hisy ny rafitra […]
Base Toliara : Manomboka ny famindrana fasana
Miverina ny fananganana ny fasan’ireo tompon-tany any amin’ny fokontany Tsiafanoka sy Beravy Antsoity, kaominina Tsianisiha, distrika Toliara II. Niato mantsy ny asa satria nihantona ny tetikasa Base Toliara nandritra ny 5 taona, saingy efa miverina amin’ny laoniny izany, ankehitriny. Mihazakazaka ny asa. NoÂfanin’ny tetikasa Base amin’ny fananganana rafi-trano sy ny […]
Fahaleovantenan’ny vehivavy: Hiara-kiasa ny CCIFM, GFEM ary ny WLM
Fifanaraham-piaraha-miasa telo sosona no vita sonia ny 16 mey, teny amin’ny Phare Ivandry, eo amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria France-Madagascar (CCIFM) sy ny Vondron’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) ary ny ONG Women Lead Movement Madagascar (WLM). Kendrena ny hampiroboroboana ny miralenta, eo amin’ny lahy sy ny vavy, famerenana […]
Tapany avaratry ny Nosy : Miaro ny ala honko ny faritra sy ny kaominina
Miisa dimy ny faritra (Sofia, Diana, Sava, Analanjirofo ary Boeny) ao anatin’ny Vovonana fitantanana ny Faritra arovana (PFGap) Avarabe Lovainjafy. Anisan’ny sahanin’izy ireo ny fiarovana ny ala honko sy ny rohivoahary any an-toerana. Nohazavain’ny Talen’ny fotodrafitrasa sy ny fampandrosoana (DID) faritra Sofia, sady filoha lefitry ny PFGap Avarabe Lovainjafy, Fidèle […]




