Hampiakatra ny lentan’ny fahaizan’ny mpiofana eny anivon’ny Ifirp ny fitaovana fampiharana vaovao azon’ny ivontoeram-panofanana enina, omaly. Manana fahatokisan-tena ny mpiofana rehefa ampy ny fampiharana sy ny andrana. Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fiofanana omena ny mpianatra eo anivon’ny Ivontoeram-panofanana ny infirmer sy ny mpampivelona (Ifirp) manerana ny Nosy, notoloran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka […]
Auteur/autrice : Adnews
Manao tantsoroka ny Unicef: Fampitaovana “malette scientifique » hanaovana andrana
Manao tantsoroka ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana ny Unicef amin’ny fanabeazana momba ny tontolo iainana, nanomboka ny taona 2022. Nisy ny fampiofanana mpampianatra sady namokatra torolalana fiatrehana loza ho an’ny mpianatra miaraka amin’ny fampiharana sy natokana ho an’ny mpampianatra. Namolavola “porte clé” mirakitra fanabeazana momba ny tontolo […]
Fanabeazana momba ny tontolo iainana: Nahomby ny fampiasana ny “kit madere” ho an’ny sekoly 600
Notanterahina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampirantiana momba ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, tamin’ity herinandro ity. Manentana ny tanora sy ny vahoaka amin’ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo iainana ny hetsika. Niarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy nanatanteraka ny […]
TARATRY ny KANTO
Handray seho mozika klasika ny AFT Andavamamba, rahampitso alahady, amin’ny 4 ora hariva. Ny trio Elgiaco, avy amin’ny Madagascar Mozarteum, no hamerina ireo sanganasan-dry G.Fauré, Rashmanioff, Schumann, J. Williams, mandritra izany. « Nankaiza ny lakolosy? », fampisehoan’i Gothlieb sy ny namany izay hotontosaina anio, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Hatsikana […]
Tsy omen-danja : Misy kolontsaina tsy tazana mihitsy
Fa nankaiza? Tsy re tsaika ny hosodoko. Tsy tazana ny fanaovan-tsakafo na ny kolontsain’ny nahandro malagasy. Karohina etsy sy eroa ny lamba landy sy ny tontolony… Any ihany, hono, izy ireny fa ny sehatra ivelarany no mihidy. Eo ihany koa ilay fahalainana sy hakamoan’ny mpisehatra noho ny zava-manjo ny taranja […]




