Auteur/autrice : Adnews

Antananarivo : 38 communes accélèrent la digitalisation des permis de construire

Dans le cadre de l’opérationnalisation de Matac/Ha­norina (Matac : ministère de l’Aménagement du territoire : Autorisation de Construire) phase 2, le ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT), à travers Produir, a remis des équipements informatiques aux 38 communes de l’agglomération d’Antananarivo, mercredi. Ces matériels sont destinés […]

Faites du travail !

Le mois de mai commence bien pour les Malgaches, particulièrement les bureaucrates. Les journées chômées et payées se sont enchaînées dernièrement. En commençant par la visite d’Etat du président français Emmanuel Macron, la semaine dernière, s’ensuit la fête du travail que nous avons célébrée hier. Cela en a fait certainement […]

TSELATRA

Nahitana lohan’olona efa simba tanteraka sy tsy misy ahafantarana azy intsony tao anaty tanimbary tany amin’ny fokontany Manampisoa, kaominina Ambano, afakomaly tolakandro. Ankizy teny amin’ny manodidina no nahita izany ka nampilaza ny tomponandraikitra.  Efa nitangoronan’ny lalitra sy namoaka fofona moa izy ity, nandritra ny fahitana izany. Nahatratrarana rongony milanja 13 […]

Kaominina Mahitsy: Tokantrano valo nasesin’ny dahalo

Nisy naratra tamin’ireo tompon-trano lasibatry ny asan-dahalo tao Soavini­merina, kaominina Mahitsy, ny alin’ny alarobia 30 avrily teo. Andian’olona am-polony nirodorodo nanesy ny tokantrano nifanakaiky tao amin’io tanàna io sy ny manodidina. Nihevitra ireo mpandroba fa misy vola tao amin’ireo trano lasibatra ireo. “Dahalo mety ho manodidina ny 20 eo ho […]