Notanterahina voalohany any Toamasina amin’izao fe-potoam-piasana faharoa ho an’ny filohan’ny Repoblika izao ny filankevitry ny minisitra any amin’ny faritra. Voaresaka nandritra izany ny fampandrosoana sy ny fampivoarana ny tanànan’i Toamasina. Eo koa ny fijerena ny filan’ny vahoaka sy ny olany ary ny hetahetany. “Efa misy drafitra ahafahana manafaingana ny asa […]
Auteur/autrice : Adnews
Transparancy International – IM: “Mahaiza mifidy ny kandidà sao hanenina”
Nanafatrafatra. Namoaka fanambarana ho an’ny olom-pirenena tsotra amin’izao hiatrehana ny fifidianana depiote izao ny eo anivon’ny Transparency International – Initiative Madagasikara (TI-IM). “Fanteno tsara ny kandidà hofidiana mba tsy hanenina”, hoy izy ireo. Notanisain’ny TI-IM amin’izany fa tokony ho olom-pantatry ny ny fiarahamonina ary mahafantatra ny fiarahamonina, sy ny tontolo […]
Hazakazaka amin’ny fifidianana depiote: Kandidà telo no efa eny Tsimbazaza ny tongony
Voafidy mialoha ny fotoana. Anisan’ny mampiavaka ity fifidianana depiote ity ny tsy nahitana afa-tsy kandidà tokana ihany no nirotsaka amin’ny fari-pifidianana iray. Tsy nisy mpifaninana aminy ny kandidà any amin’ny distrikan’i Tsaratanàna amin’ny alalan’ny kandidà Rakotomaronirina Jean sy ny any Lalangina, Rivotiana Jean Bosco ary ny any Sambava, Mamangy Norbert […]
Dr Andriamaholison Jules : “Vahaolana no tadiavin’ny vahoaka”
“Vahaolana ao anatin’ny fotoana fohy no tadiavin’ny vahoaka malagasy dia ny fandraisan’ny fitondrana ireo seha-pamokarana saro-pady”, hoy ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny Amicale des anciens conseillers supérieurs de la transition et sénateurs de Madagascar (ACS), Dr Andriamaholison Jules, manoloana ny toe-draharaham-pirenena. Anisan’izany, ohatra, ny fitrandrahana volamena sy vato sarobidy, ny fanafarana […]
Ceni : nampahatsiahy ny fepetra ho an’ny kandidà
Vita teny amin’ny rantsamangaikan’ny Ceni eny anivon’ny distrika 120 manerana an’i Madagasikara, omaly, ny antsapaka ny filaharan’ny kandidà amin’ny fifidianana depiote amin’ny 29 mey. Araka izay ny ho filaharana amin’ny biletà tokana, takela-kazo fametahana afisy, fandraisana anjara fitenenana amin’ny RNM sy TVM. Mialoha ny fampielezan-kevitra, manana dimy minitra amin’ny haino […]