Ny vokatra tsy azo, raha tsy misy fikirizana. Na izany aza, mandeha ila tahaka ny tononkira tsy misy feony, ny asa atao raha tsy eo finiavana sy fitiavana. Tsy afa-misaraka ireo fa tsy maintsy miara-dalana hatrany. Koa aza manao tahaka ny fandraka, tsy miasa raha tsy velesina. Amin’ny fanatanjahantena, mila […]
Auteur/autrice : Adnews
Jiu-jitsu- Open Africa: Nandrombaka medaly volamena 20 i Madagasikara
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany amin’ny nosy Maorisy, ny fifaninanana “Open Africa”, taranja Jiu-jitsu Breziliana. Nandrombaka medaly volamena 20 be izao i Madagasikara. Namiratra tanteraka ny Malagasy mpikatroka, nisolo tena an’i Madagasikara, niatrika ny fifaninanana “Open Africa”, notanterahina tany Maorisy, ny faran’ny herinandro teo. Medaly volamena 20, volafotsy 6 […]
Randriamalala Jean Yves: Maniry ny ho lasa mpilalao milaravinahitra any ivelany
Nifarana tanteraka ny 13 avrily teo ny dian’ny Makis Sevens, tany Pologne, nahazo ny laharana fahadimy ny Malagasy. Anisan’ireo mpilalao mendrika nandritra iny fifanintsanana iny i Jean Yves, Malagasy mpilalao. Anisan’ireo mpilalaon’ny Makis Sevens nisongadina hatrany tamin’ny fifaninanana rugby lalaovin’olona fito, “Challenger Series”, izay natao tany Krakow, Pologne, Randriamalala Jean […]
TARATRY ny KANTO
Nizara ny « Le pauvre Matelot » ny Hetsika Lyrika. Indroa naseho ity « opéra » ity, ka ny voalohany ny alakamisy, teny amin’ny Cité des cultures Antaninarenina. Ny faharoa kosa ny sabotsy teo, tetsy amin’ny IFM Analakely. Mpanakanto avy amina firenena maro no natambatr’i François Bagur sy Xavier Ribes, namoaka ity seho kanto […]
« Jazz Day 2025 » : Homarihana amina seho firaisankina
Manana ny mpiangaly jazz miavaka koa ny eto Madagasikara. Marina fa tsy mbola misandrahaka ka heverina fa ho an’olom-bitsy, kanefa efa manana ny toerany eto amintsika ny mozika jazz. Homarihina ny alarobia 30 avrily izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny jazz na ny «Jazz Day». Firenena maherin’ny 190 no manamarika […]




