Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Tsy mitsaha-mitotongana ny vola malagasy. Tafakatra hatrany amin’ny 5 170,68 Ar ny sandan’ny euro eo amin’ny tsena fifanakalozam-bola. Porofo izany fa tafalatsaka ambany ny toekarena sy ny famokarana eto amin’ny firenena. Midangana ny vidim-piainana, miaina anaty fahantrana ny ankamaroan’ny Malagasy, miankindoha betsaka amin’ny fanafaram-bokatra ihany koa isika. Diso fanantenana tamin’ny […]

“SIAE andiany faha-4”: Hampifandray ireo mpandraharaha maneran-tany

Ambohi-pihaonan’ireo mpandraharaha, Malagasy sy vahiny, ny ranty iraisam-pirenena momba ny mpisehatra ara-toekarena «Salon internationnal des acteurs économiques» (SIAE) andiany fahefatra atao eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 4 ka hatramin’ny 7 jona izao. Kendrena manokana ny hampifandray ireo firenena avy any ivelany sy ny Nosy malagasy hijerena ireo soa fanararaotra […]

60 taona ny Mention Economie: Hametraka tsangambato lehibe

Feno 60 taona ny lalam-piofanana Toekarena, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. “Tsangambato entina hanamarihina izany jobily izany ny fanavaozana sy fampanarahana fenitra ny efitrano lehibe mahazaka olona hatramin’ny 150 isa ao amin’ny Grand Amphi, fakiolite EGS”, araka ny fanazavana nentin’ny mpiandraikitra ny sampam-piofanana, ny Pr Randria­manampisoa Holimalala, omaly, teny Ankatso. Araka izany, […]

“SIW”, andiany fahavalo: Antoka ho an’ny fampandrosoana ny indostria

Tosika ho an’ny orinasa malagasy sy ny famokarana eto an-toerana ny Herinandro ho fampiroboroboana ny indostria eo anivon’ny Sadc (SIW), atao eto Madagasikara. Hojerena manokana ny fiaraha-miasa sy ny fitadiavana lalam-barotra ho fampandrosoana ny toekarena sy ny fifanakalozana ara-barotra. Hotanterahina eny amin’ny Novotel Alarobia, ny 28 jolay hatramin’ny 01 aogositra […]

JME: Zava-doza ny plastika

Vahiny manokana ho an’ny Fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE) ny mpampianatra mpikaroka amin’ny tontolo iainana, ny Dr Salama Jean Claude. Fotoana nentin’ny fikambanana nanamarihina ny Andro maneran-tany ho an’ny Tontolo iainana (JME), ankalazaina isan-taona, isaky ny 5 mey. Lohahevitra amin’ ity taona ity, «Atsahatra ny fandotoan’ny plastika […]