Auteur/autrice : Adnews

Hita faty tanaty hantsana : Infirmiera ao amin’ny HJRA nalaina an-keriny

Infirmiera tokony hiandry raharaha teny amin’ny HJRA ilay tovovavy nisy namono, nariana tanaty hantsana, teny Manjakavaradrano, afakomaly. Nalaina an-keriny sy nitakina vola 2 000 000 Ar ny ray aman-dreniny, izay niafara tamin’ny vono olona. Ho tohin’ny fahitana razana tao anaty hantsana teny Manjakava­randrano, distrikan’ Ambohi­dratrimo, notaterina teto, omaly (pejy 2), dia fantatra […]

Omnisports: l’Alliance des ligues sportives d’Analamanga voit le jour

Après de longues concertations entre les responsables des différentes disciplines, une structure commune baptisée Alliance des Ligues Sportives d’Analamanga (Alsa)a officiellement vu le jour. Cette entité a pour mission de renforcer la coopération entre les ligues et de défendre leurs intérêts, auprès des instances concernées. La création de l’Alsa a […]