Rano fisotro madio anaty tavoahangy voalohany eto Madagasikara ny marika Eau vive. Niforona tamin’ny taona 1970 ny orinasa Société d’exploitation des sources d’eaux minérales d’Andranovelona (Sema), ao anatin’ny Vondrona Star. Tsy nitsahatra nivoatra manaraka ny toetrandro nandritra izay 55 taona izay ny orinasa. Vokatra azo antoka satria hentitra ny fanaraha-maso, […]
Auteur/autrice : Adnews
Ho fiarovana ny tontolo iainana : Tsara ny mampiasa lafaoro mandeha amin’ny herin’ny masoandro
Ao anatin’ny vanim-potoana fiarovana ny tontolo iainana tanteraka ny Malagasy, amin’izao fotoana izao. Mba hitsinjovana ny tanora, nanapa-kevitra Andriandraina Jean Pierrot sy ireo namany, hamorona lafaoro mandeha amin’ny herin’ny masoandro. Anisan’ireo fitaovana miavaka kely, nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenen’ny tany miteny frantsay, « Frankofonia », izay natao teny Ankorondrano, ny volana […]
«Youth Connekt Africa 2025»: Andrasana ny fanaovan-tsonia ofisialy
Nigadona afakomaly tolakandro, tetsy Ivato, ny delegasionina avy any Kigali Rwanda, izay manomana ny fihaonamben’ny tanora afrikanina na ny «Youth Connekt Africa Summit 2025». Hatao eto Madagasikara, ny 26 hatramin’ny 30 novambra ho avy izao ny hetsika. Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Novotel ny fanaovan-tsonia ny […]
Paramedy mpiasam-panjakana : Manohitra marindrano ny fanakorontanana
Nitondra fanazavana ny mpitarika ny sendika rezionalin’ny infirmier sy ny sage femme (Sism) ao anatin’ny faritra Analamanga, Rasolomalala Herimampionona, mahakasika ny hetsika nataon’ olom-bitsy teo amin’ny HJRA. Manohitra marindrano ny fanakorontanana ny paramedy mpiasam-panjakana. Tokony hanaiky fandaminana fa tsy hanao fitakiana tsy ara-drariny. Tsy tombontsoan’ olom-bitsy fa tombontsoan’ny paramedy rehetra […]
Fondation Maarif de Turquie: Hampahafantatra ny tontolon’ny asa
Tanterahina mandritra ny telo andro, ny 2 ka hatramin’ny 4 avrily, eny amin’ny Ecoles internationales Maarif-Madagascar, Talatamaty, ny «Salon de l’orientation» andiany voalohany. Hetsika hampahafantarana sy hanomezana torolalana momba ny sehatrasa miandry ireo mpianatra aorian’ny fianarana ataony. Misokatra maimaimpoana ho an’ny rehetra ny hetsika izay hanasana ireo mpianatra avy amin’ny […]




