Nanatanteraka fitsidihana sekoly teto an-drenivohitra ny Team Heros sy ny All Stars Madagascar, omaly. Anisany nanaovan’izy ireo izany ny EPP Ambohipo. Tanjona amin’izany ny hiombonana sy ny hanatsarana ny fanavaozana ny sekolim-panabeazana eto Madagasikara. Nomontsanin’i Argentine tamin’ny isa 4 no ho 1, ny Seleçao Bresil, afakomaly, tao amin’ny Kianja Estadio […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby – «Challenger series 2025» : Hidona voalohany amin’ny Makis i Canada
Navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny rugby na ny “World Rugby”, tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, ny faran’ny herinandro teo, ny fandaharan-dalao amin’ny dingana faharoa hiadiana ny “Challenger series 2025”, amin’ny rugby lalaovina olona 7. Fihaonana, hotanterahina any Pologne, ny zoma 11 sy ny sabotsy 12 avrily ho avy izao. Raha ho an’ny sokajy “B” […]
Bodybuilding-Big Mada : Vonona ny mpikatroka handray anjara
Hotontosaina ny sabotsy 29 marsa izao, eny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja Bodybuilding “Big Mada”. Efa vonona sy efa fantatra avokoa ireo mpandray isam-paritra izay samy nahavita ny fifaninanana rezionaly tamin’ity volana marsa ity. Anisan’ny vao avy nahavita ny anjarany ny alahady 22 […]
Fifanintsanan’ny « Mondial 2026 »: Miverina laharana fahatelo ny Barea de Madagascar
Fandresena tokana sy faharesena iray no azon’ny Barea tao Maroc, nandritra ny andro fahadimy sy fahenina amin’ny fifanintsanana Mondial 2026. Voasongon’i Comores hatrany ny Malagasy. «50 sy 50 », na hoe fahombiazana sy fahavoazana no vokatra azo ilazana ny zava-bitan’ny Barea de Madagascar, tany Maroc, nandritra ny andro fahadimy sy fahenina, […]
INDRAY MIJERY
Noraisin’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny biraony, ny Directeur du bureau de pays de l’organisation internationale du travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles, Frederick Muia. Nifantoka tamin’ny fanohanana ireo ivontoeram-panofanana teknika izay niantraikan’ny rivodoza tany amin’ny faritra Atsimo ny […]




