Hotanterahina etsy amin’ny ivontoeran’ny rugby Andohatapenaka, ny 21 sy ny 22 marsa ho avy izao, ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ny rugby lalaovina olona 14. Hiatrika izany ireo manana ny «niveau 2» ka hampita ny fahalalana mandritra io roa andro io, Rafalimanana Berthin (Zoto). Hianarana amin’io ireo lalàna vaovao mifehy […]
Auteur/autrice : Adnews
Baolina kitra : Afaka ny sazin’ny FMF, mahaleo tena tanteraka ny fitantanana
Nigadona omaly, teny Ivato, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred. Nitondra vaovao mahafaly ho an’ny Malagasy mpankafy ity taranja ity ny tenany. Afaka ihany! Na dia tsy nirotsaka tamin’ny ora farany, nandritra ny fifidianana ny komity mpanatanteraka ny Kaonfederasiona afrikanina (Caf) aza Randriamanampisoa Alfred, filohan’ny FMF, nitondra […]
TSELATRA
Nahiditra vonjimaika am-ponja ireo roa lahy voarohirohy tamin’ny famonoana ho namono nahafaty an-dRazafitiandrazana Olivier, ny alahady lasa teo. Taorian’ny fitsarana natao azy ireo tany Bambous (Maurice), omaly. Niaiky izy ireo fa nanindrona ny fon’io lehilahy tamin’ny tournevis. Hitan’ny polisy nanao ny fisavana io fitaovana io rehefa nokarohina teo amin’io toerana […]
Jiolahy nandositra tao amin’ny zandary: iray maty voatifitra, efatra voasambotra
Voasambotry ny mpitandro filaminana, omaly, ireo jiolahy efatra anisan’ireo folo nandositra tao amin’ny efitrano nihazonana azy ireo natao andrimaso, tao Taolagnaro, faritra Anosy. « Jiolahy mpanafika Cash point ny telo. Niara-niasa ny ekipan’ny UIR eto an-toerana sy izahay zandary”, hoy ny fanazavan’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria ao Toalagnaro. Tratra ireo telo […]
Sambaina : Tovolahy hita faty tao anaty rano
Hita afakomaly maraina tamin’ny 11 ora atoandro, tao anaty rano ny vata-mangatsiakan’ny tovolahy 17 taona, antsoina hoe: Sasah. Maty nalentiky ny rano tany Andranobevava Nanganehana Sambaina, distrikan’i Manjakandriana izy io, ny talata lasa teo. Nilomano tao amin’io rano io izy ny talata tamin’ny 2 ora tolakandro. Tsy nipoitra intsony anefa […]




