Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Tafakatra 15 ireo olona voasambotra tamin’ny raharaha famonoana ny ben’ny Tanànan’i Mangataboa­hangy hatramin’izao, ka vehivavy ny iray tamin’izy ireo. Efa tonga eto Antananarivo miatrika fanadihadiana izy rehetra amin’izao fotoana izao. Mety hiakatra fitsarana ny alatsinainy 10 marsa izao, raha ny tatitra voaray avy amin’ny zandary misahana ny fanadihadiana. Lehilahy iray […]